Rhum'antsika

Rhum'antsika Mivarotra sy mandray commande rhum arrangé bio🍾 qualité tsara nefa mora vidy, mety na mpivarotra. Mandefasa mp direct🥃

Salama e🥰🥳Izahay dia mitady fiaraha-miasa momba ny resaka rhum arrangé bio🍾100% natoraly ny vokatra🍹Mety ho an'ny fahasa...
16/01/2025

Salama e🥰🥳
Izahay dia mitady fiaraha-miasa momba ny resaka rhum arrangé bio🍾
100% natoraly ny vokatra🍹
Mety ho an'ny fahasalamana, tsy mankarary loha tsy mampakafoka🤩
Misy tsiro sy hanitra isankarazany😋🍍
Ho anao mpivarotra na mpanjifa aza misalasala manontany ao amin'ny mp
na contact 0342100298

Manao livraison plus offre🥳🥂

Finaritra e🥳🥰Izahay dia faly manolotra anareo ny vokatra tsara indrindra🍻Rhum arrangé bio🍾Mampiavaka azy:🫴🏻 araka ny mah...
15/01/2025

Finaritra e🥳🥰
Izahay dia faly manolotra anareo ny vokatra tsara indrindra🍻
Rhum arrangé bio🍾
Mampiavaka azy:
🫴🏻 araka ny maha bio azy dia 100%natoraly tsisy produit chimique
🫴🏻 mety tsara ho an'ny fahasalamana,tsy mankarary loha😅 tsy mampakafoka🤤
🫴🏻 tsirony miavaka sy misy isafidianana😋🍍🥭🍒
Manasa anao hanjifa🥰
Mety ho an'ny mpivarotra na mpanjifa🤗
Vidiny:25 000Ar..
À livrer(miankina misy anao ny frais na mety gratuit koa😳)
Aza misalasala ary manao commande sur mp
na contact:0342100298
Na WhatsApp:+261 34 21 002 98

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rhum'antsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category