S' Doni

S' Doni ๐Ÿ˜๐Ÿ˜˜

Ratran'ny Fitiavana๐Ÿ’”Efa fantatrao angamba fa ...za ilay tena tia,  Nararaotina sy noratraina mafy ery.  Tsy nisaininao a...
20/03/2025

Ratran'ny Fitiavana๐Ÿ’”

Efa fantatrao angamba fa ...za ilay tena tia,
Nararaotina sy noratraina mafy ery.
Tsy nisaininao akory,
Fa hoe le foko anie ka ory

Tsy tsaronao akory ireo teny mamy fahiny,
Fa izao nataonao hoe tantara tsy maha liana.
Naleona nanova pejy vaovao,
Fa ilay tena tianao tsy norarahinao.

Marary tokoa ny any anatiko any,
Modinao tsy hita, fa hoy ianao: "Alefa izy any."
Izay mitomany irery, tsy misy mampahery,
Fa ianao manao izay tianao ka lasa nandao.

Masoava malasana re, ry tiako,
Fa izao efa maratra; izay no tadidio.
Tsimaintsy hiova olatra ilay fery,
De aza mitady tsony rehefa sendra manirery.

โฃ
15/02/2025

โฃ

Address

Manakambahiny
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S' Doni posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category