Tsenam-pokonolona

Tsenam-pokonolona Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsenam-pokonolona, Grocers, Ambohimanarina, Antananarivo.

Misaotra indrindra ireo maherifon'ny fokontany izay mifanome tanana mamelona ny andrimaso-pokonolona amin'izao tsy fandr...
28/09/2025

Misaotra indrindra ireo maherifon'ny fokontany izay mifanome tanana mamelona ny andrimaso-pokonolona amin'izao tsy fandriampahalemana mianjady isak'alina izao.

Ho fandraisan'anjara dia manolotra vary iray gony ho fifanohanana ny

Ho an'ny tanindrazana
Ho an'ny fiarahamonina
Ho an'Ambohimanarina

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Charline Razanamialisoa, Anjara Victoriah
21/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Charline Razanamialisoa, Anjara Victoriah

👉 TSY MANAO PRIX MP👈​Manimanitra daholo na ny trano na ny zaza na ny lamba miaraka amin'ireto manja be ireto an!Tsara ka...
20/09/2025

👉 TSY MANAO PRIX MP👈​

Manimanitra daholo na ny trano na ny zaza na ny lamba miaraka amin'ireto manja be ireto an!

Tsara karakara koa na ny vatana na ny tarehy.

Ka aza variana na midonaka fa teto daholo ny olona no naka e!

31/08/2025

Etsy ange e!

Misokatra ho an’ireo mpamokatra malagasy rehetra ny tsenam-pokonolona.
Mivarotra sy mampiroborobo ny vokatra avy aminareo izahay. Manome sehatra manokana ho an’ny vita eto an-toerana, ho fanohanana sy ho fampandrosoana ny mpiray tanindrazana.

Fantatray fa tianareo ny asan-tananareo, andrin'ny fonareo sady reharehanareo ireny ary miezaka hatrany ianareo mamokatra vokatra tsara kalitao. Tongava maro ary fa miandry anareo izahay, am-pifaliana feno.

TSARA NY ANTSIKA E!
OMENAY LANJA NY ANTSIKA!
MALAGASY IRAY, MIARA-MANDROSO!

🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Alefa Bareaaaaaa 🔥🔥🔥
30/08/2025

🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Alefa Bareaaaaaa 🔥🔥🔥

30/08/2025

📣📣 Eh! Mbola mitohy nge oa e!
Efa betsaka no nahazo tsirony omaly fa dia miandry anareo indray e. Sabotsy ny andro. 😋

Sauce 1 = cadeau 1 🎁

Araraoty ! Araraoty fa mandalo ny fety an!

Salama e,Ankoatra ireo karazan'entana ilainao andavanandro amin'ny vidiny mirary dia hitanao ato amin'ny Tsenam-pokonolo...
29/08/2025

Salama e,

Ankoatra ireo karazan'entana ilainao andavanandro amin'ny vidiny mirary dia hitanao ato amin'ny Tsenam-pokonolona ihany koa ireto sauces matsiro kely vita gasy ireto.

Sabotsy rahampitso, tongava mamangivangy anay fa mbola mitohy ny animation hamantaranareo azy ireo bebe kokoa e. 😋 miammmm

Toerana tsy miova: TSENAM-POKONOLONA Ambohimanarina am-pitan'ny tsenabe mitafo/ arrêt bus.

Alefaaaaa




Madis Tsena Gasy
Tsena Gasy Madis

📣 ANIMATION 1 tonga dia 🎁
📍 Ao amin ny Tsenam-pokonolona Ambohimanarina
📆 29-30 août

Eh!Iza ilay fatra-pitady savon au lait de chèvre ô? 😊🧼🛀Efa misy karazany maro ato amin'ny tsenam-pokonolona an. 🥰Tandrem...
23/08/2025

Eh!

Iza ilay fatra-pitady savon au lait de chèvre ô? 😊🧼🛀
Efa misy karazany maro ato amin'ny tsenam-pokonolona an. 🥰

Tandremo sao tara !

Vidiny mirary:
MM: 6 000 ar, 10 000 ar raha maka roa
GM: 8 000 ar, 15 000 ar Raha maka roa

Ambohimanarina ampitan'ny tsenabe mitafo, arrêt bus no misy antsika.

Manao livraison hatrany.

😋👅Zava-baovao eto Ambohimanarina❤️👌Hitanao ato amin'ny Tsenam-pokonolona irery ihany... (Eo ampitan’ny Tsenabe mitafo/ A...
14/08/2025

😋👅Zava-baovao eto Ambohimanarina❤️

👌Hitanao ato amin'ny Tsenam-pokonolona irery ihany... (Eo ampitan’ny Tsenabe mitafo/ Arrêt Bus)

🤤🧉Miammm ! Tena tsara e ❤️😍

Tongava manandrana fa tena Milay b❤️

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsenam-pokonolona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share