Tsara kely.Mg

Tsara kely.Mg Vente des produits locaux 😋😋

26/05/2025

Manaova mafana f daholo fa tena tsy misangy ilay hatsiaka🥶🥶🧥

26/05/2025

Tena mangatsiaka ny andro🥶🥶tandremo tsara ny zaza kely🧥🧥🧥🧥

25/05/2025

Mirary ny soa sy ny tsara rehetra ho an'ireo Reny♥️♥️ho TahiaNY mihoatra anie ianareo😘😘🙏

06/05/2025

Efa tena mangatsika ao ivelany ao ooohh🥶🥶miandry anao ny ato am -kely.mg

    avant arrivage  daholo ny   IZAY HITANAO AO🥰🥰Vitsivitsy sisa izy ato fa araraoty ooohhhh😁😁😁misy taille S M L XLManao...
06/05/2025

avant arrivage
daholo ny IZAY HITANAO AO🥰🥰
Vitsivitsy sisa izy ato fa araraoty ooohhhh😁😁😁misy taille S M L XL
Manao livraison sy mandefa am faritra rehetra 🚴🚴
Mp💌
☎️ 038 85 532 21

05/05/2025

Bonne semaine à tous 🥰🥰🙏

Efa mangatsiaka ny andro ehhh🥶🥶amzao tena mila manao mafana sao tratran grippe🤒Ireto   ireto zao mafana tsara anefa mora...
01/05/2025

Efa mangatsiaka ny andro ehhh🥶🥶amzao tena mila manao mafana sao tratran grippe🤒
Ireto ireto zao mafana tsara anefa mora🥰🥰
na iray alina fotsiny de efa mafana tsara
Manao livraison sy mandefa am faritra rehetra
Mp💌
☎️ 038 38 028 20
038 85 532 21

23/04/2025

Misy bus androany anh😁😁de misy livraison foana ihany koa🥰🥰😘

22/04/2025

Mardi androany oohhh😅😅bonne semaine à tous 😘😘

21/04/2025

Efa tonga any an trano daholo ve??sa mbola anaty embouteillages😅
Nanakory ny fety🥰🥰

21/04/2025

Tandremo tsara ny ankizy amin'izao fety izao ooohh🙏🙏🙏

21/04/2025

Efa voahodina ve ny mayonnaise oh😅

Address

Ambohimangakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara kely.Mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category