Paty gasy TWINS

Paty gasy TWINS Paty gasy Artisanal, azo tehirizina tsara;

22/05/2026

Akory eeee!
Vita ny kononkonona,
Efa azo jifaina indray ny vokatra eto
@ Paty gasy TWINS.

07/05/2026

# mikononkonona

Maromaro ianareo nanontany oe "Tsisy vaventy kokoa ngah le paty?"Eto ampiketrehana azy isika Zao
02/07/2025

Maromaro ianareo nanontany oe
"Tsisy vaventy kokoa ngah le paty?"

Eto ampiketrehana azy isika Zao

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞
26/06/2025

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra
馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞

Aza manahy ianareo fa efa any andalana any n'y livreur Mankasitraka hatrany antsika mpanjifa de mirary fety sambatra dah...
25/06/2025

Aza manahy ianareo fa efa any andalana any n'y livreur
Mankasitraka hatrany antsika mpanjifa de mirary fety sambatra daholo e!
馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞

Akory aby e! Efa eto ampikarakarana mitsy Zao izahay a! Mbola tsy tara enao ra andefa commandeMisao sa lasopy n'y go没ter...
24/06/2025

Akory aby e!
Efa eto ampikarakarana mitsy Zao izahay a!
Mbola tsy tara enao ra andefa commande
Misao sa lasopy n'y go没ter tsika am fety?
馃崫馃崫馃崫馃崫馃崪馃崪馃崪馃崪馃崪

Miam 馃崪馃崪馃崪馃崫馃崫馃崫Isaorana ianareo rehetra efa nanjifa Mbola tsy tara ra hanao commande 25 juin a!
23/06/2025

Miam 馃崪馃崪馃崪馃崫馃崫馃崫
Isaorana ianareo rehetra efa nanjifa
Mbola tsy tara ra hanao commande 25 juin a!

Akory e! Hoavy indray ny Zoma, andao omanina n'y go没ter weekend !Sady mitohy ny LIQUIDATION eto amin'ny Pejintsika an! S...
18/06/2025

Akory e!
Hoavy indray ny Zoma, andao omanina n'y go没ter weekend !

Sady mitohy ny LIQUIDATION eto amin'ny Pejintsika an! Sady LIVRAISONS GRATUITE indray ny Zoma 20 Jona 2025 izao an!

Ny vokatra tsy miova, Paty Gasy amin'ilay MANIFY tsara, AZO TEHIRIZINA maharitra.

Sao taraiky Ary fa alefaso dieny izao n'y Commande e! dia aza adino ireo namana!

Akory e!!!!!!馃摙馃摙馃摙LIQUIDATION, LIQUIDATION馃摙馃摙馃摙, Isaky n'y ZOMAmandritra n'y volana Jona manontolo.Commande sur MP.
11/06/2025

Akory e!!!!!!
馃摙馃摙馃摙LIQUIDATION, LIQUIDATION馃摙馃摙馃摙,
Isaky n'y ZOMA
mandritra n'y volana Jona manontolo.

Commande sur MP.

Fiadanana, Ikarakara go没ter weekend v茅? Te hanao mi-saison sa lasopy? Dia mamokatra paty gasy efa maina, manify tsara, s...
17/05/2025

Fiadanana,
Ikarakara go没ter weekend v茅? Te hanao mi-saison sa lasopy?
Dia mamokatra paty gasy efa maina, manify tsara, sady lava.
Azonao alaina ety Antsahamamy -Ambolokandrina n'a koa aterinay any aminao.
Alefaso n'y komandy Ary, amin'ny hafatra miafina n'a 0349085170.

Address

Antsahamamy Ankatso
Antananarivo

Telephone

+261349085170

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Paty gasy TWINS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share