Hoany zafy

Hoany zafy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hoany zafy, Grocers, 144 VPM Ouest mananjara, Antananarivo.

08/06/2025

๐Ÿ“œ Didy folonโ€™ny findramam-bola ๐Ÿ’ธ
โ€ข โ— Fadio ny mitrosa raha tsy rehefa tena sendranโ€™ny tratranโ€™ny tsy azo anoharana (ohatra hoe vonjy aina ๐Ÿš‘).
โ€ข ๐Ÿ˜ค Aza tezitra rehefa tsy manome ny olona indramanao vola. Volany iny ๐Ÿ’ฐ, izy no nisasatra taminโ€™iny ๐Ÿ’ช.
โ€ข ๐Ÿ™…โ€โ™‚๏ธ Fadio ny manery an-kolaka aminโ€™ny fampatsiahivana ny maha mpihavana na mpinamana anareo (chantage affectif). Fitokisana izany ๐Ÿค, fa tsy adidy.
โ€ข ๐Ÿ•Š๏ธ Raha tsy afaka mandoa ara-potoana, ampahafantaro sy miala tsiny aminโ€™ny olona nindramanao vola.
โ€ข ๐Ÿค” Aza mindrana raha tsy azonao antoka hoe ho voaloanao marina ilay vola indraminao.
โ€ข ๐Ÿ” Aza miverina mindrana aminโ€™ny olona iray raha mbola tsy voahefanao ilay trosa teo aloha.
โ€ข ๐Ÿ“ Ataovy mazava ny fifanarahana : vola, daty hamerinana, fepetra rehetra. Aleo mazava toy izay mifampiahiahy.
โ€ข โœ๏ธ Soraty izay vola nindraminao. Taratasy na hafatra, mba tsy ho adinoina.
โ€ข โฐ Aza miandry takiana vao mandoa. Mandoa mialoha = fanajana.
โ€ข โš–๏ธ Aza hamaivanina ny trosa, na kely na be. Na 10.000 ariary na 1.000.000 ariary mitovy ihany. Asehoy fa olona azo itokisana ianao ๐Ÿ™‡.

16/05/2025

๐Ÿ’ซNy fiainana dia fianarana foana mandrakizay, tsy hoe nahavita fianarana 5 taona na nivoaka teny amin'ny anjerimanontolo dia vita ny fianarana. ๐Ÿ‘Œ

๐Ÿ’ขMisy zavatra hafa afaka hianarana foana hampitombonao traik'efa sy fahalalana ary hahatonga anao ho olom-banona entina miady amin'ny fiainana. ๐Ÿ’ฏ

๐Ÿ’ซTsy ny fianarana eny an-tsekoly ihany anefa fa na ny lalana na fiaraha-monina na toeram-piasana na aiza na aiza dia misy lesona afaka tsoahina, sy traik'efa hafa afaka hianarana ary manabe anao. ๐Ÿ˜‰

๐Ÿ’ขIanarana ny mamela heloka, ianarana ny mankasitraka, ianarana ny miteny am-pitoniana,...
Tsy voatery ho voafehy daholo ny zavatra rehetra akory fa na dia fahaizana sy fitrandrahana zavatra bitika iray ao anatin'ny iray andro fotsiny aza dia efa fianarana. ๐Ÿ™‚

๐Ÿ’ซHanaovana ezaka ny manao azy sy miala aminy raha toa ka fahazarana ratsy ohatra izany, ary ny mahay sy mahafehy azy, tsy tokony ho sakana mihintsy akory ny hoe izaho tsy mahay an'io na hoe izaho efa ohatran'izao mihintsy fa tsy afaka ny hiova.โŒ

๐Ÿ’ซIzay zavatra tsy voafehinao kanefa tianao ho hay na tianao hialana dia afaka hianarana sy ovaina rehefa ao aminao ny zotom-po sy sitrapo hiova. โœจ

16/05/2025

โญ•โŒ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—˜๐—ง๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ #๐—ฌ๐—”๐—ข๐—จ๐—ฅ๐—ง๐—ฆ ๐—”๐— ๐—œ๐—ก`๐—ก๐—ฌ #๐—”๐—Ÿ๐—œ๐—ก๐—”
Ny olona manana olana amin'ny vavony, tsy mahazaka (be dia be no tsy mahazaka azy io, tonga dia mivalana), acide be ny vavony, manana aretin'ny tsinay tahaka ny colon irritable dia tsy tsara mihinana yaourt alohan'ny matory. Kanefa dia be dia be ny olona tratran'ireo fahasahiranana ara-pahasalamana ireo.
โ€ผ๏ธ๐™ˆ๐™–๐™๐™– ๐™—๐™š #๐™ง๐™ž๐™ซ๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ข๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™Ÿ๐™–๐™ก๐™ฎ, ๐™ข๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ซ๐™–๐™ก๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™– ๐™ ๐™ค๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ ๐™ค๐™ง๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™– #๐™ฉ๐™ค๐™ง๐™ž๐™ข๐™–๐™จ๐™ค ๐™ข๐™ž๐™๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฎ๐™–๐™ค๐™ช๐™ง๐™ฉ ๐™๐™ค๐™–๐™ฃ'๐™ž๐™ฏ๐™ฎ ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค.
๐Ÿ“ŒYaourt vita amin'ny rononon' no resahina eto satria raha vita amin'ny rononon' na , izay voalaza fa maivana kokoa, dia tsy maninona loatra.

๐Ÿ“Antsiranana โ€“ 15 Mey 2025๐Ÿ“Tontosa soa aman-tsara androany ny lanonana fifamindram-pahefana eo aminโ€™ny fitantanana ny ho...
16/05/2025

๐Ÿ“Antsiranana โ€“ 15 Mey 2025

๐Ÿ“Tontosa soa aman-tsara androany ny lanonana fifamindram-pahefana eo aminโ€™ny fitantanana ny hopitaly CHU Place Kabary.

๐Ÿ“ŒDocteur SAMY Thierry no voatendry ho Tale Mpitantana vaovao, misolo toerana anโ€™i Profesora Domoina, araka ny fanapahan-kevitry ny Filan-kevitry ny Minisitra.

๐Ÿ“Nanamafy ny Tale vaovao fa ho laharam-pahamehana aminโ€™ny fitantanany ny fanohizana ireo asa fanavaozana efa natomboka, indrindra fa ny fanatsarana ny kalitaonโ€™ny fikarakarana ara-pahasalamana.

โ€ผ๏ธ๐Ÿ˜ฒ๐— ๐—œ๐—ง๐—ข๐— ๐—•๐—ข ๐—•๐—˜ ๐—ก๐—ฌ ๐—Ÿ๐—”๐—ฆ๐—”  #๐—”๐——๐—”๐—Ÿ๐—” ๐—”๐—ก๐—ฌ  #๐—–๐—›๐—œ๐—ก๐—˜Tao anatinโ€™ny 30 taona farany dia ๐™ฃ๐™ž๐™ฉ๐™ค๐™ข๐™—๐™ค ๐™–๐™ซ๐™ค 4  #๐™๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ก๐™–๐™จ๐™–  #...
16/05/2025

โ€ผ๏ธ๐Ÿ˜ฒ๐— ๐—œ๐—ง๐—ข๐— ๐—•๐—ข ๐—•๐—˜ ๐—ก๐—ฌ ๐—Ÿ๐—”๐—ฆ๐—” #๐—”๐——๐—”๐—Ÿ๐—” ๐—”๐—ก๐—ฌ #๐—–๐—›๐—œ๐—ก๐—˜
Tao anatinโ€™ny 30 taona farany dia ๐™ฃ๐™ž๐™ฉ๐™ค๐™ข๐™—๐™ค ๐™–๐™ซ๐™ค 4 #๐™๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ก๐™–๐™จ๐™– #๐™–๐™™๐™–๐™ก๐™– ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐˜พ๐™๐™ž๐™ฃ๐™š. Lasa 17 tapitrisa ny sinoa voanโ€™ny aretin-tsaina raha 4 tapitrisa monja izany taminโ€™ny taona 1990.
โ™จ๏ธRaha hoarina aminโ€™ny olona voanโ€™izany aretina izany maneran-tany dia niakatra be ny sinoa voa satria tao anatinโ€™izay 30 taona izay dia ๐™ฃ๐™ž๐™ฉ๐™ค๐™ข๐™—๐™ค ๐™–๐™ซ๐™ค 2 ๐™๐™š๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ค๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™ฎ ny isanโ€™ny adala aminโ€™ny firenena rehetra ankoatranโ€™i Chine.
๐Ÿ“ŒVoalazanโ€™ireo mpikaroka sinoa nanao nanao ny fanadihadiana fa mifandraika aminโ€™ny fitomboanโ€™ny isanโ€™ny olona any Chine ity antontanโ€™isa ity satria ireo olona teraka manodidina ny taona 1950, izay fotoana nisianโ€™ny taham-pahaterahana avo be, dia tody manodidina ny 70 taona ankehitriny. Ny taonanโ€™olona manodidina izany 70 taona izany no voalaza fa tena tandindominโ€™ny aretin-tsaina.

12/05/2025

Salama ooh !
Nohony izao fiainana sarotro izao. Indao hifanampy arakevitra sy ny aramoraly. Raha mananana hevitra mahakasika izany ianao de lazao ao amin'ny commatera ao.

Perso: tokony manangana orinasa ny mpitondra fanjakana na olona manankatao sady mampitombo ny vola hoany tompony sady manampy vahoaka amin-tsifananankasa

Address

144 VPM Ouest Mananjara
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hoany zafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category