25/04/2026
😋 Koba Faravohitra Vita Gasy – Mafana sy Matsiro! 🇲🇬
Misy tsiro 3 azo isafidianana:🥜 Original (voanjo)🌼 Vanille🥥 Coco
✔️ Vao masaka isan’andro✔️ Vita amin’ny voanjo sy siramamy ary vary tsara kalitao✔️ Tsiro gasy tena mampatsiahy ny fahiny
📦 Misy livraison eto Antananarivo📞 Antsoy na mandefasa message: 038 93 496 37
⚠️ Voafetra isan’andro ny vokatra ka aza tara manafatra.