26/06/2025
Salama tompoko 🏍️
Ho antsika mpanao vente en ligne
Te Ho Tonga ara potoana ve n'y entanao te Ho afa po ve ?
N'y A&A livreur moto Dia faly te hiara hiasa aminao toy n'y :
_recuperation de colis
_livraison
_taxi moto
Prix 3000ar s'y 5000ar
N'y livraison Dia ataov moto avokoa
Andramo ka izahao !
A&A 100/100