Elin salama tompoko oh tongasoa ato amin page mankasitraka feno 😘

bonne nuit Tiih Nah😘
06/04/2026

bonne nuit Tiih Nah😘

vraiment 🥹☺️mendrika sy haja ho anao ny hanaja ny hafa raha tia ny tenanao ianao
04/04/2026

vraiment 🥹☺️mendrika sy haja ho anao ny hanaja ny hafa raha tia ny tenanao ianao

anyy andro anyy volana  iza moa mety halala tsy hisy tsony angamba olana 🥹😊
11/01/2026

anyy andro anyy volana iza moa mety halala tsy hisy tsony angamba olana 🥹😊

Je souhaite à tout le monde une excellente fin d'année demain ! 😘
31/12/2025

Je souhaite à tout le monde une excellente fin d'année demain ! 😘

rehefa misy manoro hevitra dia mangina ☺️ary miheno....satria mety mandona ny sainao  nefa  mahasoa  sy fahobiazana ho a...
30/12/2025

rehefa misy manoro hevitra dia mangina ☺️ary miheno....satria mety mandona ny sainao nefa mahasoa sy fahobiazana ho anao ka mety anenina ianao raha raisina ho ratsy

bonne nuit   🥰
22/12/2025

bonne nuit 🥰

fatsiarovana tamin zany 💪😥
29/09/2025

fatsiarovana tamin zany 💪😥

Manomboka miditra ao aminy tontolony fahasoavana ianao rehefa manaiky hoe ianao ilay olona mahomby Ary ampiko tsodrano i...
24/07/2025

Manomboka miditra ao aminy tontolony fahasoavana ianao rehefa manaiky hoe ianao ilay olona mahomby
Ary ampiko tsodrano izay tsy maintsy ho tanteraka aminao satria masina sy mahery ny teny ka hampitsiry fiainana vaovao ho anao.
Ho aminao ny fahasoavana rehetra
Ho aminao ny fitahiana rehetra
Ho aminao ny vola sy ny fahasalamana ,ry olona mahery

Izany problème zany ve 😥?eny misy ,,fa atao mandalo🤔,vaholana koa maro fa iny no ezahana tazomina 🌹🏵🤔mafy ny mitady faol...
23/07/2025

Izany problème zany ve 😥?eny misy ,,fa atao mandalo🤔,vaholana koa maro fa iny no ezahana tazomina 🌹🏵🤔mafy ny mitady faolana fa tsy azo atao akivy problème misy fa fahobiazana koa maro ,,oweto amin fo sy saina fa fahobiazana dia mivaha eo iany olan tss olona tonga lafatra😥mirary soa sy trara🙂💪✌🏻

Tamin  zanyy
19/07/2025

Tamin zanyy

Ny hankato ny tanana🤗
19/07/2025

Ny hankato ny tanana🤗

🤣
19/07/2025

🤣

Address

Marcahertina190 @gmail. Com
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Elin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category