Tsena Setry

Tsena Setry 🛒 Commerçante à Andoharanofotsy

03/09/2026

En vacances 💥🥂🏊

28/08/2026

Mpividy : aôdy ô
Za: mandroso
Mpividy : aiza no miditra
Za:

Lydia Setrimalala

28/08/2026

Tohiny
Za:

Mpividy : aôdy ôZa: mandrosoMpividy : aiza no miditra?Za: ???Mbola hitohy
25/08/2026

Mpividy : aôdy ô
Za: mandroso
Mpividy : aiza no miditra?
Za: ???
Mbola hitohy

20/08/2026
22/05/2026

👀 Tongava manjifa 𝐏𝐀𝐂𝐊 𝐁𝐄𝐒𝐓 dia efa anatiny daholo hatramin'ilay voatokana hanasana tanana re a !! 😌

📍 Ireo toerana azo anjifana 𝐏𝐀𝐂𝐊 𝐁𝐄𝐒𝐓 rahampitso sabotsy 23 Mai :
~ 𝐁𝐄𝐇𝐎𝐑𝐈𝐑𝐈𝐊𝐀, ampitan'ny shell ;
~ 𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 𝐍𝐚𝐦𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚, eo ampitan'ny lapan'ny tanàna ;
~ 𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐎𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘, ao amin'ny Tsena Setry .

Best, 𝑚𝑎𝑛𝑎𝑚𝑜𝑟𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑎𝑖𝑛𝑎𝑛𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎 ! 😍
, VITA MALAGASY 🇲🇬

19/05/2026

🫧 Best Best Best a !! 😍🫧
‼ Ireto indray àry ireo toerana azo anjifana 𝐏𝐀𝐂𝐊 𝐁𝐄𝐒𝐓 amin'ity herinandro ity ho an'ireo izay efa niandry oo !!! 😉

📍Alarobia 20 Mai :
~ 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐊𝐄𝐋𝐘, eo alohan'ny parvis de la Gare.

📍Alakamisy 21 Mai :
~ 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐇𝐈𝐌𝐀𝐍𝐆𝐀𝐊𝐄𝐋𝐘, akaikin'ny tetezana ;
~ 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀, eo alohan'ny gerb'or, ampitan'ny vavahady faha-4 an'ny Stade.

📍Sabotsy 23 Mai :
~ 𝐁𝐄𝐇𝐎𝐑𝐈𝐑𝐈𝐊𝐀, ampitan'ny shell Behoririka ;
~ 𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 𝐍𝐚𝐦𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚, eo ampitan'ny lapan'ny tanàna.

📍 Hisy manomboka ny Alarobia ihany koa ny eny 𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐎𝐅𝐎𝐓𝐒𝐘, ao amin'ny Tsena Setry fa araraoty an !!!

Tongava maro àry e !! 🥰

Best, 𝑚𝑎𝑛𝑎𝑚𝑜𝑟𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑎𝑖𝑛𝑎𝑛𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎 ! 😍
, VITA MALAGASY 🇲🇬

Misaora an'i Jéhovah ry fanahiko 🙏 🎊🎉🎉 It's my Day 🥳
18/05/2026

Misaora an'i Jéhovah ry fanahiko 🙏
🎊🎉🎉 It's my Day 🥳

Address

Lot IB 342 Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Setry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category