10/03/2026
✨MITADY BATTERIE AZO ANTOKA SY HAUTE QUALITE VE IANAO ,HOAN'NY FIARA n'a PANNEAU SOLAIRE ☀️
Ato amin’i VitaEner Volt no VAHAOLANA ho anao ,satria noho izany indrindra no atompisinay 🤝…🛠️
➡️ Ary fantatray tsara fa raha tsy mandeha ny batterie dia tena sakana lehibe hoan' ny andavan'andro! ??
:
✅ Tonga ny arrivage 2025 vaovao be
✅ Misy karazana batterie ho an’ny fiara sy Panneau solaire
♻️Misy marque MARO azo isafidianana
♻️Fa ny tena GAMME dia ny
♻️VISCA POWER 🔸 BEYONIX
💯%GARANTIE💯
🚚 Manao livraison manerana an’i Madagasikara izahay, ary gratuit raha eto Tana ville!
💬 Raha mbola mitsidika fotsiny ianao nefa tsy manaraka anay😁
👉 Aza adino ny “ ” eto ambony!(sokafana kely dia "suivréeé"😘)
📲 Mety oe tsy ampy ve ny budget ,manakalo batterie efa maty ihany koa izahay 🤝♻️
Aza misalasala, manome vahaolana izahay!
☎️ +261 34 70 419 39 Appel
📇 WhatsApp +261 38 48 790 18 ou Appel
🔋 VitaEner Volt
➡️ Raha nampijalin'ny batterie ianao hatrizay… tonga izahay hanome vahaolana maharitra sy azo antoka! 😉💡