Maison du Gaz Loharanontsoa

Maison du Gaz Loharanontsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maison du Gaz Loharanontsoa, Grocers, Ampitatafika BA 6 Atsimo, Antananarivo.

Ny omaly sy ny anio Teny amin’ny FIM teny❣️❤️
09/05/2026

Ny omaly sy ny anio
Teny amin’ny FIM teny❣️❤️

🙂🙂
11/03/2026

🙂🙂

Finaritra e 😁

Zava-baovao indray no atolotr'i Lemaitso ho antsika.

Manomboka izao, dia azontsika atao ny mandoha tsikelikely ny Kit Fatapera na ny Kit Connectique raha vao hanomboka hampiasa Gaz isika. Izany dia ankasitrahana ny PAMF amin'ny fiaraha-miasa.

Raha mahaliana anao ny tolotra, dia asaina ianao hifandray aminay :
📞 +261 32 12 986 43 - +261 32 03 157 67 - +261 32 07 218 95
📧 [email protected] - [email protected]
✉️ PAMF Madagascar - Vitogaz Madagascar


11/02/2026

Salama Tompoko🙂
Na Dia aho anatin’ny cyclone tanteraka ary isika amin’izao fotoana izao dia tinay foana ny mampatsiahy anareo fa mitohy hatrany ny fanaovana ny " Livraison à domicile "🙂🙂 ary vonona hatrany izahay hanatitra ny Gaz- nareo 🙂🙂

Marihina moa fa ny vokatra VITOGAZ ihany no amidinay 🙂🙂

Ndao hampiasa Gaz miaraka aminay ❤️❤️

Misaotra indrindra

+261 38 15 939 31

🙂🙂🙂
05/02/2026

🙂🙂🙂

Finaritra e ! 🍃

Efa niandry voka-baovao isika e ? Rehefa avy eo amin'ny 6 ora tsy diso ny fotoana ary eto amin'ny pejy e !

Vinavinao ao anaty commentaires, hoe inona no nomaninay sy 𝒍𝒆𝒎𝒂𝒊𝒕𝒔𝒐 ho antsika ? 😁

Izahay eto amin’ny Maison du Gaz Loharanontsoa dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny farany ❤️❤️ mirary ny so...
31/12/2025

Izahay eto amin’ny Maison du Gaz Loharanontsoa dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny farany ❤️❤️ mirary ny soa sy ny tsara ho antsika ❤️❤️rehetra

Amin’izao fety izao dia mahafaly anay manokana ny manome fahafam-po anareo mpanjifa ka noho izany dia mitohy hatrany ny fanaovana ny "Livraison à domicile "na ao anatin’ny fety tanteraka aza isika @ izao fotoana izao , mba tsy hanahirana antsika izay mampiasa Gaz

Marihana hatrany moa fa vokatra VITOGAZ no amidinay ❤️, ary mandefa @ faritra ihany koa izahay
Aza misalasala miantso ny laharana +261 38 15 939 31

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ❤️

14/10/2025

Coucou ❤️❤️
Aleo ampiantsika Kilalao kely azahoana fanomezana ato ... fa araho tsy tapaka ny pejy fa alefanay eto ny kilalao
❤️❤️❤️

05/10/2025

Salama Tompoko
Gaz VITOGAZ ilay hamidin’ny Maison du Gaz Loharanontsoa ho antsika izay mbola tsy mahalala

Prix GAZ:
B04kg: 31 000ar
B09kg: 69 000ar
B12kg: 98 000ar

Consignations
B4: 27 000ar
B9: 45 000ar
B12: 70 000ar

Frais de livraison: Arakarak’ilay toerana
Sinon raha récupération dia Ampitatafika
Marihanay tsara Tompoko fa ny frais antsika dia manomboka amin’ny 9000ar

Contact: 038 15 939 31
Tsara kokoa raha tonga Dia miantso tompoko

30/09/2025

Miarahaba antsika rehetra Tompoko 😊🥹, maro amin’ny Livraison antsika androany indray tompoko no voatery najanona nohon’ny toe draharaha misy sy ny fahatapahany lalana izay mivoaka eto aminy Dépôt an’ny Maison du Gaz Loharanontsoa mihitsy 😊
Hialana tsiny indrindra Tompoko ,... miantso sy mandefa hafatra ihany izahay eto Amin’ny Maison du Gaz raha tratra ny Livraison antsika rehetra tompoko

Misaotra indrindra 🙏

29/09/2025

Filazana ho antsika mpanjifa 🥹 izay miandry ny livraison androany , maro amin’ny Livraison antsika androany no voatery tsy maintsy nanjanona nohon’ny toe draharaha misy eto amintsika
Nohon’ny lalana mandalo amin’ny toerana izay misy ny fitakiana ataon’ny olona 🙏😊
Ka tena hialana tsiny indrindra tompoko 😊 misy ihany anefa no efa vita sy tratra tamin’ny androany
Mbola eny andalana ihany koa ny Livreurs amin’izao fotoana izao ho an’izay toerana tsy mandalo ilay fitakiana
Misaotra indrindra Tompoko 😊

Address

Ampitatafika BA 6 Atsimo
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison du Gaz Loharanontsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category