22/03/2026
📍Mivarotra voromailala izahay ho antsika izay tia miompy na ko anao fanafody
📌tena tsara ho an'ny rehetra izay manana aretina miverimberina na koa tia ampody aina na zazakely na antitra na tanora noho izy mañana singa miavaka sy otrikaina be hoentiny izay tena mahasoa ny vatan'olombelona
📍koa ra mahaliana anao dia alefaso aviatrany kaomandinao
📌mivarotra velona na ko efa voavolo izahay
📞 0388374919
✨Lieu : Itaosy (manao livraison)