Harry'S kacaps

Harry'S kacaps Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Harry'S kacaps, Grocers, Ankatso, Antananarivo.

12/05/2026
🌿 tena izy😋🌿 ity no fanomezana tena tsara azonao omena ny olona manokana kelinao❤️📞034 54 959 10livraison possible
05/10/2025

🌿 tena izy😋

🌿 ity no fanomezana tena tsara azonao omena ny olona manokana kelinao❤️

📞034 54 959 10
livraison possible

04/07/2025

Miarahaba antsika rehetra indray amin'ity alarobia mahafinaritra ity!🤗
Anio isika dia hijery nahandro vaovao indray ka hanaraka ny fanamboarana "M**O VOATAVO" amin'ny fomba tena tsotra tokoa👩‍🍳

Ireto avy ny akora ilaina:
✓ Farine 250g na 1/4kg
✓ Atody 1
✓ Voatavo 500ar
✓ Siramamy fatra izay tiana
✓ Menaka anendasana

Fikarakarana azy

~ Alaina ny voatavo dia esorina ny hodiny sy ny voniny ary sasàna madio tsara.

~ Tetehina madinika, avy eo dia masahana amin'ny rano tsy de betsaka ny voatavo, tsy atao masaka be fa rehefa malemy dia hajanona.

~ Maka lovia bol iray dia kapohina ao ny atody sy alefa manaraka avy eo ny farine ary afangaro tsara.

~ Alefa ao koa ny voatavo efa nopotserina sy ny siramamy dia afangaro tsara izy rehetra mba hahazo pâte marihatra tsara.

~ Maka saba, atao eo ambony afo malefaka dia araraka ny menaka.

~ Rehefa mafana ny menaka dia loharana amin'ny sotro tsirairay ny pâte dia alefa ao anaty menaka

~ Rehefa manopy doré ny m**o dia esorina ary atao eo ambony lovia. Mazotoa homana ary o🤗

Aza adino hatrany ny manaraka ny pejy mba hanarahanao ny nahandro hafa ihany koa😊

04/07/2025

🔴FANAMBOARANA CUISSE DAME 🔴

🔴ZAVATRA-ILAINA🔴

✔️Lafarinina 400g na (15 sotro fihinanana) raha tsy manana famarana!👍
✔️Siramamy 250g
✔️Ronono velona 3 sotro fihinanana
✔️Atody 2)
✔️Sira 1 tsongo
✔️Dobera 80g
✔️Levure chimique 1 sachet

🔴FOMBA-FIKARAKARANA-AZY🔴

💥Afangaro daholo ireo fangaro rehetra afa-tsy 'ny ronono aloha. kapohana tsara de izay vao alefa ny ronono.

💥Asiana lafarinina foana raha mbola malemy be. Volavolaina atao boribory dia izay vao atao lavalava hoatran' io io ny paty sy ny poziny de endasina, atao afo malefaka dia malefaka. Tandremo fa mety mandrotra ny menaka satria misy atody.

🔴Mba ho fanampianao ireo namanao tompoko dia PARTAGER AU MAXIMUM izao TOROHEVITRA-MAHASOA .

04/07/2025

Cacapigeon matsiro be😋
Voandalana tsara
Sady mora be❤
Prix de gros: 150-400-800 ar

Ho anao izay manomana lanonana samihafa. Afaka mandray kaomandinao amin'ny resaka tantely sy Cacapigeon, cips, voandalan...
03/07/2025

Ho anao izay manomana lanonana samihafa. Afaka mandray kaomandinao amin'ny resaka tantely sy Cacapigeon, cips, voandalana izahay ato amin'ny Harry'S kacaps 0341703255

03/07/2025

Manja kely kosa aloha le sipa livreur amin'ny Harry's kacaps e😊😊📢

Manday tantely pur izay mikaomandy cacapigeon sy voandalana ato alin'ny Harry'S kacaps an. 034 17 032 55 ny laharana hah...
03/07/2025

Manday tantely pur izay mikaomandy cacapigeon sy voandalana ato alin'ny Harry'S kacaps an.

034 17 032 55 ny laharana hahazoana anay sao dia mandeha any amin'ny tsy tena izy isika

Address

Ankatso
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Harry'S kacaps posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category