Varotra Tantely Gasy

Varotra Tantely Gasy Tantely Gasy

23/08/2025
15/07/2025

VAKIO KA ZARAO πŸ™
FANTATRAO VE?*.
1. NY VAVONY
dia maratra rehefa
tsy nohaninao
maraina ny
sosoa.

2. NY VOA
dia maratra rehefa
tsy misotro rano
folo (10) vera
isan'andro.

3. NY AMPARAHATOKA
dia maratra rehefa
tsy matory adiny 8
ora ary mifoha amin'ny
fiposahan'ny masoandro.

4. NY TSINAY KELY
dia maratra rehefa
mihinana mangatsiaka
sy sakafo mavingy.

5. NY TSINAIBE
dia maratra rehefa
mihinana mendy lava
sy sakafo masiaka.

6. NY HAVOKAVOKA
dia maratra rehefa
miaina anaty setroka
sy mijanona ao amin'ny
tontolo voaloton'ny sigara.

7. NY ATY
dia maratra rehefa
mihinana kitono,
sakafo miotrika sy
simika.

8. NY FO
dia maratra rehefa
mihinana sakafo
be sira loatra sy
kolesterola.

9. NY SARAKATY
dia maratra rehefa
mihinana zavatra
mamy be loatra.

10. NY MASO
dia maratra rehefa
miasa amin’ny hazavan'ny
finday sy ecran solotsaina.

11. NY ATIDOHA
dia maratra rehefa
mieritreritra miiba.

12. NY FANAHY
dia maratra rehefa
tsy manana an'Andriamanitra,
tsy manana fianakaviana
sy namana hifampizarana
ny fitiavany, hasambarana,
alahelo ary fifaliana.

TSY hita eny an-tsena
avokoa ny zava-drehetra.

Koa mitandrema tsara
ary kolokoloy ny vatana,
tandrovy ny fahasalamana.

VOKATSOA NY RANO
πŸ’ Fantatsika tsara fa ny rano dia
zava-dehibe nefa tsy hay ny
fotoana mety hisotroana azy...!!

FISOTROANA
πŸ’¦ Ranon-doharano
maraina vao mifoha ⏰
dia mampateza sy
fahombiazana amin'ny
vatan'olombelona.

- RAHA TIA NAMANA IANAO
zarao aminy ity hafatra ity!* πŸ‘

Address

Tsiadana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra Tantely Gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category