09/08/2026
🤩😍Coucou daholo isika Mpanaraka ny pejy Myra Kambana 😊
🙏Misaotra tamin'ny fanjifana ny entana , mankasitraka indrindra🥰
Miato kely ny varotra atao ntsika,
manomboka ny 👉10Août -18Août
Bonne vacances ry Namako rehetra
🤩🤩🤩🤩🤩😘😘🥰