My lait produit

My lait produit Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from My lait produit, Grocers, Ankadindramamy, Antananarivo.

Fromage dur disponible.28000 ariary ny kiloQualité amin'ilay tsaraSabotsy ny livraison.Alefaso dieny izao ny commande na...
15/01/2026

Fromage dur disponible.
28000 ariary ny kilo
Qualité amin'ilay tsara
Sabotsy ny livraison.
Alefaso dieny izao ny commande nao .

Fromage tsara kalitaoMitsonika tsara28000 ariary ny kiloMp
04/12/2025

Fromage tsara kalitao
Mitsonika tsara
28000 ariary ny kilo
Mp

Androany ihany ity zareoRonono 200 litre2800 ariary ny litreManao livraison fa misy frais.Androany ihany.
26/11/2025

Androany ihany ity zareo
Ronono 200 litre
2800 ariary ny litre
Manao livraison fa misy frais.
Androany ihany.

fitadiavana fiaraha-miasa maharitra :🔍 Mitady fiaraha-miasa maharitra tompoko izahay amin’ny resaka varotra ronono.Miasa...
25/11/2025

fitadiavana fiaraha-miasa maharitra :

🔍 Mitady fiaraha-miasa maharitra tompoko izahay amin’ny resaka varotra ronono.
Miasa amin’ny sehatry ny ronono izahay ary mitady mpanjifa na orinasa mila ronono pur, azo antoka, ary misy mandavantaona.

Ronono pur 100%

Kalitao avo, efa vita test

Densité sy rendement tsara

Azo antoka sy madio tanteraka

Fiaraha-miasa maharitra

Fanomezana quantité maro sy tsy tapaka

Fanaterana raha ilaina (misy frais)
📌 Ohatra quantité azo omena :

Manomboka amin’ny 20L isan’andro, afaka ampitomboina arakaraka ny fifanarahana

👥 Raha tia hiara-miasa aminay na mila fanazavana fanampiny, afaka mifandray mivantana aminay.

0348923776
0336397908

Mbola misy fona ny ronono zareo a
15/11/2025

Mbola misy fona ny ronono zareo a

🍼✨ FAMPANDROSOANA SY FANAMBARANA MANOKANA ✨🍼Ry mpanjifa sy mpanohana malala,MIALA TSINY indrindra izahay noho ny tsy fah...
25/10/2025

🍼✨ FAMPANDROSOANA SY FANAMBARANA MANOKANA ✨🍼
Ry mpanjifa sy mpanohana malala,
MIALA TSINY indrindra izahay noho ny tsy fahampian’ny fatra tato ho ato, ka maro taminareo no tsy nahazo ronono araka ny faniriana. 🙏
Tena sarobidy aminay ny fitokisanareo sy ny fanohananareo, ka nampitomboina manokana ny famokarana mba hahafahan’ny rehetra mahazo amin’izao.
👉 Ankehitriny dia efa ampy tsara ny fatra, ka afaka manantona na manafatra amin’ny fotoana rehetra ianao!
🥛 Ronono pur 100% — avy amin’ny omby voakarakara tsara, tsy misy fangarony.
💪 Tsara rendement — mahazo vokatra tsara raha anaovana fromazy, yaourt na crème sy izay rehetra mahakasika ny ronono .
⚖️ Ambony densité — manaporofo fa tena ronono madio sy matavy.
💰 3000 Ariary / litre — vidiny mirary ho an’ny kalitao ambony.
🚚 Manao livraison izahay, misy frais arakaraka ny toerana misy anao.
📍 Toerana: Ankadindramamy

Misaotra betsaka tamin’ny faharetana sy ny fanohanana hatrany 🙌

Tohizo ny fandraisana sy fanohanana ny vokatra vita malagasy, vokatra madio sy ara-pahasalamana.
➡️ Aza adino ny manafatra mialoha mba tsy ho tratran’ny fahatapahan’ny tahiry.

📞 Afaka miantso na mandefa hafatra mivantana aminay ianao raha mila fanazavana fanampiny.
0348923776
0336397908

Nb: ety amin'ny rocade de l'est izahay raha hanantona mivantana ianao.

23/10/2025

ho an’ny mpanao fromazy sy mpivarotra ronono.
Maharitra hafiriana ny fitehirizana rononl manta?

🧊 1. Raha ao anaty frigidaire (4 °C eo ho eo)

Ronono manta dia maharitra 24–48 ora (1 hatramin’ny 2 andro).
👉 Aorian’izay dia manomboka miova ny tsirony

Raha tazonina amin’ny 2 °C dia mety haharitra hatramin’ny 3 andro, saingy very tsikelikely ny “qualité microbiologique”-ny.

🧀 2. Raha ho an’ny fromazy

Tsara indrindra ny ronono vao 6–24 ora no niterena azy

Raha ela loatra, dia miova ny pH sy ny fermentation naturelle, ka manova ny kalitaon’ny fromazy.

🧴 3. Torohevitra amin’ny fitehirizana

✅ Ezaho mba ho tavoahangy madio sy rakofana tsara foana no asina ronono
✅ Aza apetraka eo akaikin’ny sakafo masaka ao anaty frigo, satria mety hifampita fofona.
✅ Raha vao mivoaka amin’ny frigo dia ampiasao avy hatrany, aza averina ao.

Zay loni

🥛 RONONO MADIO SY ARA-PAHASALAMANA! 🥛Misy ronono pur sy tsara kalitao, efa vita test, ary tsara ny densité ato aminay.✅ ...
20/10/2025

🥛 RONONO MADIO SY ARA-PAHASALAMANA! 🥛

Misy ronono pur sy tsara kalitao, efa vita test, ary tsara ny densité ato aminay.

✅ Madio sy vaovao isan’andro
✅ Tsara ho an’ny ankizy, lehibe, na fanaovana fromage sy yaourt

📍 Toerana: Ankadindramamy
💰 Vidiny: 3 200 Ar / litatra
➡️ Raha maka mihoatra ny 5 litatra: 3 000 Ar / litatra
⏰ Aza tara, tongava malaky haka ny ronononao vao maraina ho tena vaovao sy matsiro!
📞0348923776 na 0336397908

Manao livraison
Misy frais de livraison

Alefaso ary ny commande nao e

🥛✨ My Lait Produit  “Le goût du vrai, le goût du naturel.”Tongasoa eto amin'ny pejy My Lait Produit, toerana iray manolo...
11/10/2025

🥛✨ My Lait Produit

“Le goût du vrai, le goût du naturel.”
Tongasoa eto amin'ny pejy My Lait Produit, toerana iray manolotra vokatra laitiers madio sy voajanahary artisanale.
Ny tsiro, ny fahadiovana, ary ny kalitao no atolotra ho anareo.

🌿 Nos Produits:

🥛 Ronono frais – Lait pur et riche, tonga dia avy amin’ny omby malagasy, voatahiry amin’ny hafanana mety mba hitazonana ny tsirony sy ny otrikaina.
🧀 Fromage artisanal – Fromage vita malagasy, manaraka ny fahadiovan’ny vokatra.
🍶 Yaourt double crème – Yaourt malefaka, mamy sady manankarena tsiro. Tsara ho an’ny ankizy sy olon-dehibe!

100 % Naturel

100 % Malagasy

Isan’andro, miezaka izahay hanome vokatra azo antoka, matsiro, ary manampy amin’ny fahasalamana ho an’ny fianakavianao.
Izay rehetra tianao amin’ny vokatra laitiers — tsara, madio, natoraly — dia hita eto amin’ny My Lait Produit.
📍 Adresse : Ankadindramamy
📞 Tel: 033 63 979 08 na 0374699002

Mazoto homana tompoko .

Address

Ankadindramamy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when My lait produit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category