11/09/2026
🍷 ÉTAGÈRE À VIN by Recycl’Palette Mada ♻️🪵
Asa vita anio 🥰
Simple • Chic • Unique ✨
Ataovy kanto ny coin-nao
Omeo endrika mafana sy tena izy ny tranonao miaraka amin’ity étagère à vin vita amin’ny hazo ity. 🌿
✨ Design kanto sy minimaliste
🍷 Mety tsara hitahirizana sy hanehoana ireo tavoahangy divay
🏡 Azo apetraka ao an-dakozia, efitra fisakafoana na coin bar
🪵 Vita tanana ary voakarakara tsara ny finition
📐 Azo atao sur mesure araka izay ilainao
👉 Haingon-trano tsara tarehy, ilaina ary miavaka, natao hampisongadina ireo tavoahanginao. 🍷✨
📲 034 51 773 40