22/09/2025
✨ ARRIVAGES ✨
🍯 MIEL DE LITCHI
🍯 Vokatra ara-pahasalamana avy amin’ny tantely
👉 Manamafy hery fiarovana
👉 Manatsara fandevonan-kanina
👉 Manala kohaka sy aretin-tenda
👉 Manatsara taovam-pisefoana
👉 Manasitrana ratra sy may
👉 Mampitony sy manampy torimaso
👉 Manamaivana fanaintainana amin’ny vanin-taolana
📌 Mandefa en détail sy en gros izahay, tompoko.
📍 Lieu : Antananarivo
✅ Midira mp raha hanao commande, tompoko.