Tsena kely

Tsena kely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsena kely, Grocers, Isotry, Antananarivo.

Salama daholo😘,tonga ilay nandrasana ann😋,vatomamy aloha no anombohantsika anazy🥳🥳,,livraison partout hatrany😀😀
07/03/2026

Salama daholo😘,tonga ilay nandrasana ann😋,vatomamy aloha no anombohantsika anazy🥳🥳,,livraison partout hatrany😀😀

03/03/2026

Salama daholo,hoavy ny arrivagen'tsika annn😍,misy karazany maro,toy ny :
👉🏻bonbon isankarazany🥳
👉🏻tennis vrai marque😘
👉🏻kojakojan- dakozia maro😋
🗨Asao ary ny namanao mba ahita ny pejy Tsena kely ee😍,afaka miditra hafatra miafina ireo te hanao revendeur, de aza misalasala ihany koa manontany izay entana ilainao any😊
🗨Prix bôjo fona annn 💋
Mankasitraka tompoko❤

01/03/2026

Mirary alina mahafinaritra

27/02/2026

Iza avy le mbola tsy matory ao ee😘?

26/02/2026

Salama harivariva ooh😘,,sady mirary alina mahafinaritra😴😴

25/02/2026

Salama ve ny mpanaraka ny pejy ao ee🥰🥰?

Iza avy ilay mitady vilia kely ivarotana misao ao ooh🥰,ito misy tsarakely😚,sady mora,mélamine matevina be🤓🤓,1.000ar ny p...
21/02/2026

Iza avy ilay mitady vilia kely ivarotana misao ao ooh🥰,ito misy tsarakely😚,sady mora,mélamine matevina be🤓🤓,1.000ar ny pcs,,12 ny ray paquets ann,zany oe 12.000ar zany🤩🤩..morabe oaa🤗🤗,mp commande oh

08/02/2026
07/02/2026

Zanak’ity vehivavy ity hono ilay tovovavy bevohoka izay voalaza fa novonoin’ireo lehilahy telo. 😢

Vavolombelona nahita maso ny heloka nataon’ireo lehilahy telo kosa ity ramatoa ity. 👀⚠️

Tsy fantatra mazava raha noho ny hatezerana tafahoatra 😡 na noho ny fomba fiainany efa toy izao hatrizay no nahatonga azy sahisahy nanao izany.

Nisy mpitandro filaminana teo an-toerana 👮‍♂️👮‍♀️ ary feno olona ihany koa 🧍‍♂️🧍‍♀️, saingy samy nijery fotsiny 🤐.

Tokony ho naseho ihany koa ny zava-nahazo ny zanany, satria lasa miparitaka be ity sary ity ⚠️

📸, kanefa marary ihany koa izy 🕯️😔 taorian’ny zava-nitranga tamin’ny zanany sy ny zafiny.

07/02/2026

🎁 CADEAUX 3 CARTON FRIP 🎁
Fond de départ 00Ar
Ho an’olona 3 🎉

👉 Conditions :
✅ Mila abonné B***E FRIP
✅ manaova commentaire mandresy lahatra azahonao ilay cadeaux , tena ilainao marina ve io ?
✅ Partage en mode public ao @ mur-nao ity pub ity

⏰ Faran’ny concours: …Lundi 9 février 2026
🎊 Gagnants havoaka ato amin’ny page, tsy maintsy recuperena ao @ magasin TIA B***E FRIP isotry ampitan’ny mpivarotra hazo Lalana mandeha stationnement Ambatondrazaka n’y cadeaux carton anao raha Ianao no tsara vintana (ary atao video alefa eto ho porofo ) raha any @ faritany Ianao dia izahay ihany no miandraikitra ny fandefasana colis anao
Andao ary bonne chance 🥰😘
Misafidy olona 3 manaraka tsara ny condition izahay❤️

07/02/2026

Mirary alina mahafinaritra😴,eo ambany fahasoavan'ilay Nahary🙏

Address

Isotry
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category