Ni-rina

Ni-rina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ni-rina, Grocers, Andranomena, Antananarivo.

03/03/2026

Mety ve ny mamohy zavatra iray tena tiana mba azahoana zavatra roa mahasoa?

❤️ Dia niaraka isika ❤️Dia tsy nisy nahalala izay hiafarana fa nifankatia alohaFa nanandrana isika nanao kisarisary fiti...
28/02/2026

❤️ Dia niaraka isika ❤️

Dia tsy nisy nahalala izay hiafarana fa nifankatia aloha
Fa nanandrana isika nanao kisarisary fitiavan'olondroa
Toa diso anefa izany fa toa matotra tokoa ilay antsika roa
Tsy nisy nanampo ilay fahatsapana fa toa lafatra tokoa.

Dia niaraka isika fa tsy nifankafoy satria nifankatia
Dia niaraka satria tojo ilay tiana sy ilay tena tia
Sanatria ny hifandao fa hany mba hirina dia hitohy lavitra any
Dia ho fenoina hafaliana sy tsikitsiky foana fa asina ko tomany

Dia nifankatia isika ary ko nifanaja dia nifanampy foana teny
Fa nasiana adiady sy disadisa kely mba ho mamy ombieny ombieny
Ho an'izay nijery dia nitsiriritra foana fa hoe tena lafatra
Eto antany anefa isika tsy misy mahalala fa ny hampitso hankamantatra.

✍️ Ni-rina ❤️

🥺💔
11/11/2025

🥺💔

10/11/2025

🥰safidy ny fiainana. 👌

13/10/2025

Address

Andranomena
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ni-rina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category