TANY AMIDY

TANY AMIDY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TANY AMIDY, Grocers, 0389858712, Antananarivo.

Bonne année daholo e ! 🤚      📢TANY AMIDY👉AMBOHIMANGIDY AMPITATAFIKA   ➡️ Mirefy 320m2      ➡️ Akaiky jiro sy rano    👀👁...
06/01/2026

Bonne année daholo e ! 🤚

📢TANY AMIDY
👉AMBOHIMANGIDY AMPITATAFIKA

➡️ Mirefy 320m2

➡️ Akaiky jiro sy rano

👀👁️Belle vue

❌Accès moto❌

150 mettre miala ny arabe

Contact 📞📞038 95 043 91

Salama tompoko🙋‍♀️    Raha kelikely budget enao nefa maniry ny Mba hanana tany tsara,😍 akaiky ville🙊 mety aminao ity tol...
10/12/2025

Salama tompoko🙋‍♀️

Raha kelikely budget enao nefa maniry ny Mba hanana tany tsara,😍 akaiky ville🙊 mety aminao ity tolotra ity👍

🌻TANY AMIDY MALAZA AMPITATAFIKA TAMPOTANANA 🌻

Mirefy 7ara na 700m2
Accès voiture(camion aloha tsy Tonga ao an🤪)
Akaiky jiro💝
Akaiky ny rn1(1km eo miala NY rn1😉)
Efa misy lava-drano(bonus🤭)

Prix alefa mora🙈

Contact 038 98 587 12 :aleo mba Tonga dia miantso ho an'izay Tena vonona tompoko🙏

❌Occasion be tsy misy otran'ity ❌   Araraoty fa Tena tsara ity tany ity zareo a👍 ! Tena oe tsara nefa Tena mora🤭        ...
20/11/2025

❌Occasion be tsy misy otran'ity ❌
Araraoty fa Tena tsara ity tany ity zareo a👍 ! Tena oe tsara nefa Tena mora🤭

❎ TANY AMIDY MALAZA AMPITATAFIKA

➖MIREFY 25ara n'a 2500m2
➖Accès voiture 🚒🚓
➖Électricité sur place🤔
➖1ere plan(lalana pavée)☑️
➖Vue panoramique☑️
➖Efa mifefy manondidina☑️

❎1km miala NY rn1

✔️ Prix, incroyable 🤭

📞Contact 038 95 043 91(tsara raha miantso avy hatrany)

❌Urgent ❌        NY valala hono tsy in_droa mandry am_bavahady     Tongava aingana ho antsika hividy tany🏃‍♀️🏃‍♂️    ☑️S...
15/11/2025

❌Urgent ❌

NY valala hono tsy in_droa mandry am_bavahady
Tongava aingana ho antsika hividy tany🏃‍♀️🏃‍♂️
☑️SOAVIMBAHOAKA MALAZA(AMPITATAFIKA)✔️
Mirefy 400m2,non separable✔️
Accès voiture🚙✔️
Première plan✔️
Prix mora☑️
📞Contact 038 98 587 12(Tonga de miantso fa tsy mandray mp)

‼️TANY AMIDY MORA‼️   👉 Benasandratra Soavimbahoaka commune Ampitatafika  👉Mirefy 7 20ara na 7200m2 morcelable  👉Accès v...
09/11/2025

‼️TANY AMIDY MORA‼️
👉 Benasandratra Soavimbahoaka commune Ampitatafika

👉Mirefy 7 20ara na 7200m2 morcelable
👉Accès voiture
👉Akaiky jiro sy rano

🤭Prix 35000ar ny m2

📞Contact 038 95 043 91(tsara raha miantso avy hatrany raha mahaliana anao)

TANY AMIDY MORA    ❌ Andoharanofotsy Morarano    ⏭️Prix azo Indirana tsara    ⏭️Mirefy 1300m2 separena plus de 200m2⏭️Ak...
30/10/2025

TANY AMIDY MORA
❌ Andoharanofotsy Morarano

⏭️Prix azo Indirana tsara

⏭️Mirefy 1300m2 separena plus de 200m2

⏭️Akaiky jiro sy rano

⏭️Acces moto

⏭️ Papier :cadasitra misoratra amin'ny Olona 2iany

Reference:➖1,5kmmiala eo Andoharanofotsy
➖ 60m miala NY arabe pavee

📞Contacte 038 95 043 91 tsara raha tonga de miantso avy hatrany
Visite sur rendez vous

Ho anao Ilay Mila toerana ngeza sy malalaka, na Mila toerana atonona semi reny ohatra, mety aminao ity👍                 ...
17/10/2025

Ho anao Ilay Mila toerana ngeza sy malalaka, na Mila toerana atonona semi reny ohatra, mety aminao ity👍

‼️ TANY AMIDY👇‼️

Toerana :👉AMBOHIMIADANA AMPITATAFIKA
Mirefy: 👉15 ara na 1500m2
👉Acces voiture
👉Akaiky jiro JIRAMA
👉MORA mahazo rano

Prix: 50 000ar NY m2
Contacte 038 95 043 91(tsara raha miantso avy hatrany)

Ho antsika Tia mihataka kely NY ville, mety amnao ity👇            ❌ TANY AMIDY ALATSINAINY ANTSAHADITA        ⏭️ 6000m2 ...
13/10/2025

Ho antsika Tia mihataka kely NY ville, mety amnao ity👇
❌ TANY AMIDY ALATSINAINY ANTSAHADITA
⏭️ 6000m2 NY refiny, afaka morcelena araka zay zakanao
⏭️1ere plan lala_tany
⏭️Plat be azo anorenana avy hatrany
⏭️Akaiky jiro sy rano
⏭️Acces voiture
⏭️Akaiky arret bus(Alatsinainy_cnaps)
⏭️Akaiky tsena
⏭️Papier 🆗

📞📞Contacte 038 95 043 91 tsara raha tonga de miantso avy hatrany

Aza tara fa izay Tonga aloha iany no mahazo ny tsara🏃‍♀️🏃‍♂️            TANY AMIDY:AMBOHITSOA MAHAZOARIVO ✔️✔️✔️      58...
08/10/2025

Aza tara fa izay Tonga aloha iany no mahazo ny tsara🏃‍♀️🏃‍♂️

TANY AMIDY:AMBOHITSOA MAHAZOARIVO ✔️✔️✔️
583m2 NY refiny
Jiro sy rano JIRAMA sur place eo
Acces voiture

📞Contacte 038 95 043 91 raha mahaliana anao

Address

0389858712
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TANY AMIDY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category