Logi-Nass

Logi-Nass Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Logi-Nass, Grocers, Talata Andraikiba, Antananarivo.

15/11/2025

LOGICIEL HO AN'NY SEKOLY logi-Nass 1.3.0 📚✨ 038 61 185 32 📱 WhatsApp : 032 38 721 11
Vita Malagasy – Mora ampiasaina – mora vidy !
🎯 Raha mitady fanamoràna sy fandaminana amin'ny fitantanana sekoly ianao… dia ity ny vahaolana tonga lafatra !
________________________________________
🔐 MODULE : SECRÉTARIAT
➡️ Fisoratana anarana (Inscription)
➡️ Fampidirana indray (Réinscription)
➡️ Fandoavana écolage + Taratasy fandoavana automatique
➡️ Fanaraha-maso sy statistika feno 📊
➡️ Lisitra sy fitantanana mpianatra 🔎
________________________________________
🧾 MODULE : GESTION DE SALAIRES
➡️ Lisitry ny mpiasa rehetra
➡️ Fampidirana vola sy fanesorana amin'ny karama (Ajout / Déduction)
➡️ Tatitra sy fanaraha-maso fandoavana 💸
➡️ Fiche de paie automatique
➡️ État de paiement sy statistika 🔍
________________________________________
📄 MODULE : BULLETIN SCOLAIRE
➡️ Fanoratra naoty isaky ny matière
➡️ Note pondérée 🎯
➡️ Total / Moyen / Rang automatique
➡️ Mention sy Observation avy hatrany
➡️ Bulletin par élève azo imprimena avy hatrany
➡️ Statistique / Topy maso amin'ny vokatra 👩‍🏫📈
________________________________________
🎁 VIDIN’NY LOGICIEL :
✅ PACK COMPLET : 200 000 Ar
✅ Vidy module iray : 100 000 Ar (misafidy izay tianao)
📍Antsirabe
📞 038 61 185 32
📱 WhatsApp : 032 38 721 11

Send a message to learn more

26/09/2025

🏫 LOGICIEL HO AN'NY SEKOLY 📚✨ 038 61 185 32 📱 WhatsApp : 032 38 721 11

🎯 LOGICIEL DE VENTE – 100 000 Ar fotsiny ! 💰

📌 Inona moa ity logiciel de vente ity ?
Ity dia logiciel manampy anao amin’ny varotra amin'ny fomba haingana sy mahomby 🧾💼. Mety amin'ny mpivarotra entana, boutique, supermarché, grossiste ppn, quincerie, pharmacie, bar, ....

🔍 Ireo Asa (Fonctionnalités) Azon’ny Logiciel atao :

1. 📦 Fikirakirana entana
➤ Ampidirina ao anaty lisitra ny entana rehetra (anarana, vidiny, tahiry).
➤ Manampy na manaisotra entana amin’ny tahiry.

2. 💸 Fivarotana sy Faktiora automatique
➤ Afaka manampy fividianana vaovao amin'ny alalan'ny bokotra tsotra.
➤ Mamoaka faktiora ho an’ny mpanjifa amin’ny fomba mandeha ho azy (PDF na azo imprimena 🖨️).

3. 📊 Tatitra automatique
➤ Tatitra isan’andro, isan-kerinandro, na isan-volana.
➤ Hita tsara ny vola miditra sy ny entana lafo indrindra.

4. 📉 Fanarahamaso tahiry (stock)
➤ Rehefa mivarotra dia mihena ho azy ny tahiry. (Stock quotidienne)
➤ Misy fanairana raha efa ho lany ny entana iray (alerte stock 🚨).

5. 👨‍💼 Fitantanana mpanjifa sy mpiasa sy trosa.
➤ Afaka mitahiry anaran'ny mpanjifa sy ny fividianany rehetra.
➤ Afaka manampy olona mampiasa ilay logiciel (oh: mpiasa, tompona magazay).

6. 🧾 Fanontana automatique
➤ Afaka manonta faktiora sy tatitra amin'ny printy.

7. 🔐 Fiarovana
➤ Misy mot de passe ho an'ny fidirana. Tsy afaka miditra ny olona tsy nahazo alalana 🔒.

📍 Tsy mila internet !
Miasa tsara na tsy misy internet ilay logiciel 💻📴.

💵 Vidiny : 100 000 Ariary ihany
✅ Tsy misy abonnement isam-bolana
✅ Afaka mahazo fanampiana (support) sy fanazavana amin'ny fampiasana

📲 Raha liana dia antsoy na manorata amnay
☎️ 038 61 185 32

📲 Fifandraisana & Fandefasana
🛒 Aorian'ny fandoavana dia alefa amin'ny :
📥 WhatsApp na Email ilay logiciel.
💳 Fomba fandoavana :
➡️ MVola
📞 Laharana : 038 61 185 32
🧾 Anarana : NASANDRATRINIAINA ERIC THIERRY

Address

Talata Andraikiba
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Logi-Nass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category