Vam Tsara Déco

Vam Tsara Déco Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vam Tsara Déco, Grocers, Mandroseza, Antananarivo.

Hazavao ny fiaranao ��
✅ feu de gabarit
✅ Antibrouillards
✅ feu de route
✅ bande réfléchissante
✅ feu arrière
✅ divers kit pour Camion Auto /moto /
📞 0384076380

✅✅ Allô boss ✅✅ Efa miverina misy ilay globe Nissan fa aza tara indray ary eh 😍😍 - Globe Nissan np 300 - Nissan Urvan ph...
10/06/2026

✅✅ Allô boss ✅✅
Efa miverina misy ilay globe Nissan fa aza tara indray ary eh 😍😍
- Globe Nissan np 300
- Nissan Urvan phase 1 , sy phase 2
- Feu arrière Nissan urvan , Np300
- Globe Land cruiser
- Antibrouillards standart
- Amortisseur Nissan
- Roulement

👌 Ireo aloha no misy dia commandio haingana zay ilainao fa mandalo ✅✅

Tel : 0384076380
Lieu : mandroseza. , afaka manao livraison 🚚

Truck show , Run 🏁🏁, Lumière 🚨🚨16/17 Mai ✅✅ kely sisa efa miandry anareo izahay 😉Fa alohan’izany aloha dia manasa anao h...
09/05/2026

Truck show , Run 🏁🏁, Lumière 🚨🚨
16/17 Mai ✅✅ kely sisa efa miandry anareo izahay 😉
Fa alohan’izany aloha dia manasa anao hijery ny sary dia hanjifa izay tiana hanatsarana ny cam’s anao entina andro miavaka io 😍✅✅

Feu arrière
- Bande retrorélféchissante
- Feu de gabarit 12 / 24V🤩🤩
- Feu de calandre
- Antibrouillards

Manao livraison. , mandefa faritra 🚚🤩🤩
Tel : 0326855922 , 0384076380

25/04/2026
🙆🏻✨Feu arrière Led / Feu de stop pour Camion disponible  12/24 V ✅✅-Bandé réfléchissante marque Saso mbola misy hatrany ...
19/04/2026

🙆🏻✨Feu arrière Led / Feu de stop pour Camion disponible 12/24 V ✅✅

-Bandé réfléchissante marque Saso mbola misy hatrany ✅

Manao livraison mandefa faritra
Tel : 0384076380

25/03/2026
11/02/2026
Iza no tia an’ireto led goutte ireto , fa ra misy dia disponible tsy ho ela eto @ page 😋✊
30/01/2026

Iza no tia an’ireto led goutte ireto , fa ra misy dia disponible tsy ho ela eto @ page 😋✊

Wow 🤩🤩 tonga dia miteny ny sary e 🤩🤩❤️‍🔥Antibrouillards, avec veilleuse et sans veilleuse , Jumbo , Full Led …..❤️‍🔥 Kla...
29/01/2026

Wow 🤩🤩 tonga dia miteny ny sary e 🤩🤩

❤️‍🔥Antibrouillards, avec veilleuse et sans veilleuse , Jumbo , Full Led …..
❤️‍🔥 Klaxon TGV 12/24 V

Tel : 0384076380
Manao livraison 🤩🤩

Vente Chaude 🔥🔥- Mitady tracteur matanjaka ve ianao ? Mitady tracteur mafy ve ianao ?Mitady zavatra maharitra ve ianao 💪...
11/01/2026

Vente Chaude 🔥🔥
- Mitady tracteur matanjaka ve ianao ?
Mitady tracteur mafy ve ianao ?
Mitady zavatra maharitra ve ianao 💪💪

Aza tara ary fa efa eto Tana ny machine antsika 🤝 tsy misy tantaraina betsaka fa miteny ny sary 📸📸

✅ Howo T7h Euro 2, 371 hp
✅ 12 vitesses manuelle
✅ Pompe mécanique
✅ Moteur et boite de vitesse neuf
✅ Train avant/arrière tambour
✅ Frein ABS

Numéro : 0384076380 ✅

Address

Mandroseza
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vam Tsara Déco posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category