04/06/2026
๐ป JIRO SOLAIRE ENDRIKA TANAMASOANDRO ๐ป
Ataovy tsara tarehy sy mamirapiratra ny zaridainanao na tokotaninao amin'ity jiro solaire endrika tanamasoandro ity.
โ
Mandeha amin'ny herin'ny masoandro
โ
Mirehitra ho azy amin'ny alina
โ
Tsy mila courant na batterie soloina matetika
โ
Mahazaka orana sy masoandro
โ
Haingo tsara ho an'ny zaridaina sy tokotany
๐ฐ Prix : 25.000 Ar ๐ Commande : 038 635 4697
๐ Livraison misy ๐ฆ Stock voafetra, manafร dieny izao!