Tsena mora

Tsena mora ✔Demi -gros sachets plastiques
✔gaine en sachet
✔Gony
✔Sachets frites
✔parfum
✔verre à jeter



Contact:0345431690/0385790171

Tratrin'ny taona vaovao daholo eh❤❤Fa zao😮tena oe prix mora motovy @ eny anosibe kay ty fa anjaranareo ze mbola te iakat...
08/01/2026

Tratrin'ny taona vaovao daholo eh❤❤

Fa zao😮tena oe prix mora motovy @ eny anosibe kay ty fa anjaranareo ze mbola te iakatra any 😄ataon'ny embouteillage lozitra any 😂

❎parfum 2300 ar
❎colorant 2500 ar
❎ sachet gaine 4200 ar
mbola be zavatra be ato akoatr'izay😆

toerana = tsena mora fenoarivo ampitan'ny world cola
tongava

Ireto ndray ary oh 😀
29/12/2025

Ireto ndray ary oh 😀

Zay aka azy Rayé zaò 3500 ar /26isaRayé VTP 4000ar/26 isa Gisa kely 250 ar ny 1 Gaine 4200 ar daholo misy 3,5  ,4,5,6,7,...
22/12/2025

Zay aka azy
Rayé zaò 3500 ar /26isa
Rayé VTP 4000ar/26 isa
Gisa kely 250 ar ny 1
Gaine 4200 ar daholo misy 3,5 ,4,5,6,7,8,9,10,11,12,14,1sachet frite 1500ar/100 isa

Midira mp ❣️

nidina be ny prix antsika ah😄efa tsy reo  reo tsony le prix fa reto🎆💯verre à jetter lasa 2500 ar /50 pcs💯parfum lasa 230...
19/12/2025

nidina be ny prix antsika ah😄

efa tsy reo reo tsony le prix fa reto🎆
💯verre à jetter lasa 2500 ar /50 pcs
💯parfum lasa 2300ar ny iray
💯sachet amidy100 matevina1800ar26isa
💯sachet amidy 200matevina 2800ar26isa

iza no manana annif  mois ity 😲jereo reto😍😍
18/12/2025

iza no manana annif mois ity 😲
jereo reto😍😍

17/12/2025
iza mila oh
15/12/2025

iza mila oh

09/12/2025

saxhet 80cm mande @ metatra 1500 ar metatra

salama daholoafaka alefa 10 na 15 ny sachet antsika best 10 》2800 arzany oe 280 ar zany ny iray nefa amidy 600 😮😮 tena m...
08/12/2025

salama daholo

afaka alefa 10 na 15 ny sachet antsika
best 10 》2800 ar
zany oe 280 ar zany ny iray nefa amidy 600 😮😮 tena mora

Address

Fenoarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena mora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share