25/11/2025
Bienvenue sur LAOK’ANAY, votre nouvelle référence en matière de saucisses exceptionnelles au goût unique et authentique.
Chez nous, chaque recette est le fruit d’un savoir-faire maîtrisé, d’ingrédients soigneusement sélectionnés et d’une passion profonde pour la bonne cuisine malgache.
Situé au cœur de Soamanandrariny, LAOK’ANAY vous offre des saveurs originales que vous ne trouverez nulle part ailleurs.
Que vous soyez amateur de grillades, de plats fumés ou simplement curieux de découvrir de nouvelles sensations, nos saucisses sauront vous surprendre dès la première bouchée.
Ici, qualité, fraîcheur et créativité sont nos maîtres mots.
Rejoignez-nous, partagez cette aventure culinaire et venez goûter la différence LAOK’ANAY.
✨ LAOK’ANAY : ́ lay tsiro hafa mihitsy
----‐-------------------------------------------------------------------------------
Tongasoa eto amin’i LAOK’ANAY, toerana vaovao itokianao amin’ny sosisy miavaka, manana tsiro tena manokana sy tsy fahita na aiza na aiza.
Eto amintsika, ny tsirony tsirairay dia vokatra avy amin’ny fahaiza-manao voatratra, akora voafantina tsara, ary fitiavana lalina amin’ny sakafo malagasy.
Ao afovoan’i Soamanandrariny no ahitanao an’i LAOK’ANAY, toerana iray manolotra tsiro vaovao sy tokana, izay mahatonga ny tsironay hiavaka hatrany am-bava voalohany.
Na tia hanina endasina ianao, na tia hena asiana setroka, na te hizaha tsiro vaovao fotsiny, dia hahita fahafinaretana miaraka amin’ny vokatray ianao.
Eto amin’i LAOK’ANAY, kalitao, fahadiovana ary famoronana no foto-kevitra ijoroanay.
Miaraha aminay, zarazarao ny traikefanao,
ary andramo ny maha-samihafa ny tsiron’i LAOK’ANAY.
✨ LAOK’ANAY : ́ lay tsiro hafa mihitsy