Mi-LaH PROMO

Mi-LaH PROMO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi-LaH PROMO, Grocers, Vente en ligne, Antananarivo.

👗 Mode femme & enfant
✨ Style tendance • Qualité sélectionnée
💰 Vidiny mora, qualité azo itokisana
🛍️ Vente en ligne
📦 Arrivage vaovao tsy tapaka
📲 WhatsApp / Appel : 0333233111
📩 MP pour commander

Misy anito couleur bleu ciel ito koa ry Maman na pante flare na pant tube anh🥰😻BLEU mazava io fa tsy Fotsy😁Afaka mampito...
14/05/2026

Misy anito couleur bleu ciel ito koa ry Maman na pante flare na pant tube anh🥰😻
BLEU mazava io fa tsy Fotsy😁
Afaka mampitovy maman sy Zaza❤️

Pantalon tube ou pantalon flare ? 👀😻Quel est votre choix ? ✨Ensemble pantalon tube/flare de nouveau disponible 🛍️Les pri...
13/05/2026

Pantalon tube ou pantalon flare ? 👀😻
Quel est votre choix ? ✨
Ensemble pantalon tube/flare de nouveau disponible 🛍️
Les prix sont toujours en PROMO 🔥
1 à 3 ans : 12 000 Ar
4 à 6 ans : 14 000 Ar
7 à 9 ans : 16 000 Ar
10 à 11 ans : 18 000 Ar
📥Mp vite pour commander



12/05/2026

Bonjour daholo oh🥰
Mba ampilaza kely fotsiny izahay hoe tsy mandray retour akanjo fa kosa afaka soloina ilay izy raha tery☺️

Lany tanteraka ilay    pant tsika😻🫶  bé dia bé an'ireo nanjifaHo asiantsika 2e vague fa tena mbola maro bé ianareo no ts...
09/05/2026

Lany tanteraka ilay pant tsika😻🫶
bé dia bé an'ireo nanjifa
Ho asiantsika 2e vague fa tena mbola maro bé ianareo no tsy nahazo😔
COULEUR INONA ILAY TENA TIANAREO BE INY ?
Sady ho asiantsika arrivage tsara bé amin'ny semaine ambony iny fa araho tsy tapaka ny pejy Mi-LaH PROMO ❤️❤️

Araraoty ary fa ataontsika PROMOTION bé ireto ensemble pour petite fille ireto🥰1-8ans ihany loa no disponible💸Prix : 120...
07/05/2026

Araraoty ary fa ataontsika PROMOTION bé ireto ensemble pour petite fille ireto🥰

1-8ans ihany loa no disponible
💸Prix : 12000ar
Vitsy ihany fa ze tonga aloha no mahazo❤️




NOUVELLES ARRIVAGES BOMBA BE🥰Iza le tia sexy reny ?Mety tsara aminareo ity😍Mangatsiatsika mety hoentina mivoaka,mamonjy ...
03/05/2026

NOUVELLES ARRIVAGES BOMBA BE🥰
Iza le tia sexy reny ?
Mety tsara aminareo ity😍
Mangatsiatsika mety hoentina mivoaka,mamonjy fety,sortie,entina mianatra💃

✅Mety ho an'ny jeune fille
✅Mety ho an'ny maman
✅Misy ho an'ny petite fille ihany koa
✅Afaka mampitovy ny mère et fille
✅Couleurs maro bé isafidianana
✅Tissu coton tsara bé

💸PRIX
S,M,L : 30000ar (si manche longue stylé)
25000ar (si manche longue tsotra)
10-13ans : 25000ar (si manche longue stylé)
22000ar (si manche longue tsotra)
6-9ans : 22000ar (si manche longue stylé)
20000ar (si manche longue tsotra)
0-5ans : 20000ar (si manche longue stylé)
18000ar (si manche longue tsotra)




Ela ela indray isika tsy této🥹Fa efa ho eto foana amizay ka🫶Jerenareo ireto ensemble an'ankizy mamy kely ireto🫣✅Oversize...
29/04/2026

Ela ela indray isika tsy této🥹
Fa efa ho eto foana amizay ka🫶

Jerenareo ireto ensemble an'ankizy mamy kely ireto🫣
✅Oversize avec motif pour garçon
✅Ensemble avec haut stylé pour fille
✅Tissu jogging coton matevina tsara mety entina mianatra
✅Maro bé ny couleur dispo (ao )

🕺Garçon 9-10-11ans ihany = 25000ar
💃Fille 5-6ans = 18000ar
7-11ans = 20000ar
📩Mp direct pour commander




Salama daholo indray oh😍Jerenareo ireto ensemble tsara kely ireto🥰En tissu COTON ÉLASTIQUE tsarabe❤️✅Misy pour mère et f...
02/04/2026

Salama daholo indray oh😍
Jerenareo ireto ensemble tsara kely ireto🥰
En tissu COTON ÉLASTIQUE tsarabe❤️

✅Misy pour mère et fille
✅Misy ho an'ny ankizy
✅Misy ho an'ny lehibe
✅4 couleurs disponibles
Vidiny mora bé fa :
1-4ans = 10000ar
5-11ans = 15000ar
Xs-S-M-L = 20000ar
♻️Stock très limitée ka aza tara ary

01/04/2026

Hisy promotion bé demain ka aza tara oh😊🫶
Tena tsara anefa mora🥰

Coucou daholo oh🥰Ela ela kely tsy hita fa mbola nanomana arrivage vaovao be🫶ENSEMBLE NIKE & ENSEMBLE PANT misy sary pomm...
27/03/2026

Coucou daholo oh🥰
Ela ela kely tsy hita fa mbola nanomana arrivage vaovao be🫶

ENSEMBLE NIKE & ENSEMBLE PANT misy sary pomme kely

✅Misy ho an'ny ankizy sy andehibe
✅Tissu coton matevina tsara
✅Tissu jogging matevina tsara koa ilay Nike

📩MP pour commandé fa mbola vitsivitsy ihany izy ato

✨ Set kely ho an’ny princesse-nao ✨👚 Haut stylé en borcotte élastique matevina👖 Pantalon en jogging matevina➡️ Tsara kal...
02/03/2026

✨ Set kely ho an’ny princesse-nao ✨

👚 Haut stylé en borcotte élastique matevina
👖 Pantalon en jogging matevina
➡️ Tsara kalitao, tsy manify, confortable be 👌

📏 Pour petite fille 1–10 ans
💰 1–5 ans : 17 000 Ar
💰 6–10 ans : 20 000 Ar

⚠️ Vitsivitsy ihany izy ity ka aza tara!
🚚 Livraison : daholo
📩 Message(MP)pour commander
🎨 Couleurs disponibles : ao

Address

Vente En Ligne
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-LaH PROMO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category