Accessoire TANA

Accessoire TANA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Accessoire TANA, Grocers, Antananarivo.

⚡️ SASATRA MIANDRY TELEPHONE HI-CHARGE? 😤👉 Tonga ilay vahaolana!🔥 CÂBLE FAST CHARGING 120W – LISITONG 🔥⚡ Charge haingana...
15/04/2026

⚡️ SASATRA MIANDRY TELEPHONE HI-CHARGE? 😤
👉 Tonga ilay vahaolana!

🔥 CÂBLE FAST CHARGING 120W – LISITONG 🔥
⚡ Charge haingana be – tsy miandry ela intsony
💪 Mafy, tsy mora simba
📱 Mety amin’ny téléphone maro

💰 7.000 Ar monja!! 😳
(vidiny mora fa qualité premium)

📍 Analamahitsy
🚚 Livraison Antananarivo : 3.000 Ar

📞 Antsoy / WhatsApp : 038 35 148 92

👉 Raha te hanana charge haingana sy fiainana mora kokoa…
AZA MIANDRY RAHAMPITSO! ⏳
👉 Raiso dieny izao fa mety ho lany tampoka 😱

Fantatrao ve fa ny mpitsara eto Madagasikara dia mandray karama 1 200 000 Ar any ho any raha vao manomboka.Dia ianao nef...
30/03/2026

Fantatrao ve fa ny mpitsara eto Madagasikara dia mandray karama 1 200 000 Ar any ho any raha vao manomboka.

Dia ianao nefa tsy mandray na 1 ariary aza dia mandeha mitsaratsara olona eto fotsiny . Voa be ianao fa aleo ireo olona efa karamaina no hanao ilay asa e

🇲🇬 SANDAM~ BOLA Ariary       Hiova ny lanjany            VOLA VAOVAO    Hampiasaina Tsena anatiny      Tsy ho ela indray...
20/03/2026

🇲🇬 SANDAM~ BOLA Ariary
Hiova ny lanjany

VOLA VAOVAO
Hampiasaina Tsena anatiny

Tsy ho ela indray izany :

♦️Raha 20.000 🅰️riary
Rehefa miala ny zéro iray d lasa 2.000 🅰️riary

➡️ zaraina 2 dia 1.000 🅰️riary

♦️ Na zarao 20 fotsiny dia vita 20.000ar lasa 1.000ar, n 10.000ar lasa 500ar, sn…

Fa ho anareo ilay tsy nety nanova ny sainareo ho 🅰️RIARY moa dia mila manao kajy hafa misy hoe zaraina 5 mihitsy ianareo alohan’ny ampiasana ny vola vaovao

Lysan Rabenjamina
Mpandinika
Hay Fiarahamonina

Sary IA
Fomba hampiasana ny vola
eto Madagasikara atsy ho atsy
Abonne 👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻
https://www.facebook.com/profile.php?id=61584677397147

ALEFAKO ETO ALOHA ITY FANAZAVANA ITY MBA TSY HANAHIRANA ANAREO REHEFA MIVIDY TÉLÉPHONE ATO AMIN'NY ADMIN (rehafa tonga i...
18/03/2026

ALEFAKO ETO ALOHA ITY FANAZAVANA ITY MBA TSY HANAHIRANA ANAREO REHEFA MIVIDY TÉLÉPHONE ATO AMIN'NY ADMIN (rehafa tonga ilay fotoana)😁🤭

🇲🇬 📊 PLAN FAMPIHARANA (Redenomination)
🔹 Dingana 1: Fanambaràna
Ny fanjakana (Banky Foibe) dia milaza hoe:
“20 000 Ar taloha = 1 000 Ar vaovao”
Manome daty mazava (oh: afaka 6 volana)
👉 Zava-dehibe: hazavaina tsara amin’ny radio, TV, Facebook
🔹 Dingana 2: Famokarana vola vaovao
Mamoaka vola vaovao:
1 000 Ar (ambony indrindra)
500 Ar
200 Ar
100 Ar
50 Ar
👉 Atao tsara kalitao (anti-falsification)
🔹 Dingana 3: Période de transition (fiaraha-miaina)
Mandritra ny 3–6 volana:
Mandeha miaraka ny vola taloha sy vaovao
Ohatra:
20 000 Ar = 1 000 Ar (soratra amin’ny fivarotana)
👉 Tsy maintsy soratana vidiny roa (double affichage)
🔹 Dingana 4: Fanoloana tanteraka
Esorina tsikelikely ny vola taloha
Any amin’ny banky no hanoloana azy
👉 Tsy very vola ny olona (exchange gratuit)
🔹 Dingana 5: Fanaraha-maso
Jereo ny vidim-piainana (tsy avela hiakatra tampoka)
Sazy ho an’izay manararaotra mampiakatra vidiny.

*Izany oe ny vola no miova fa ny sandany tsy miova fa tsy misy oe hitondra vola bé dia bé @ gony izany.
Ilay zéro be dia be fotsiny no ahena.

👉 Fitsipika:
20 000 Ar taloha = 1 000 Ar vaovao
➡️ zaraina 20, avy eo ahodina (arrondi)

Vola vaovao (azo ampiasaina)
Vola taloha
Kajy

20 000 Ar
÷20
1 000 Ar

10 000 Ar
÷20
500 Ar

5 000 Ar
÷20
250 Ar

2 000 Ar
÷20
100 Ar

1 000 Ar
÷20
50 Ar

500 Ar
÷20
25 Ar

200 Ar
÷20
10 Ar

100 Ar
÷20
5 Ar

50 Ar
÷20
2.5 Ar ❌ ➜ 3 Ar na 2 Ar

20 Ar
÷20
1 Ar.

Farany : Izany oe rehefa ho avy ny vola vaovao dia tsy hiasa intsony izany ny vola Téo aloha 20 000Ar, 10 000Ar , 5000Ar , 2000Ar fa manomboka eo 1000Ariary izany sisa ny vola ho ampiasaina. Mety hazava tsara aminao @ izay angamba e!

Ity izao ohatra:
1$ = 200Ar 😁🫣
1€ = 250Ar
1kg hena = 1000Ar
Frais Bus = 30Ar🫣
Vary 1kp = 35Ar 😁
Téléphone 200.000ar = 1000ar X10(20.000ar misaraka)🤭😆

📸 indrana

Mba abonnèo 👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻
https://www.facebook.com/profile.php?id=61584677397147

ALEFAKO ETO ALOHA ITY FANAZAVANA ITY MBA TSY HANAHIRANA ANAREO REHEFA MIVIDY TÉLÉPHONE ATO AMIN'NY ADMIN (rehafa tonga i...
18/03/2026

ALEFAKO ETO ALOHA ITY FANAZAVANA ITY MBA TSY HANAHIRANA ANAREO REHEFA MIVIDY TÉLÉPHONE ATO AMIN'NY ADMIN (rehafa tonga ilay fotoana)😁🤭

🇲🇬 📊 PLAN FAMPIHARANA (Redenomination)
🔹 Dingana 1: Fanambaràna
Ny fanjakana (Banky Foibe) dia milaza hoe:
“20 000 Ar taloha = 1 000 Ar vaovao”
Manome daty mazava (oh: afaka 6 volana)
👉 Zava-dehibe: hazavaina tsara amin’ny radio, TV, Facebook
🔹 Dingana 2: Famokarana vola vaovao
Mamoaka vola vaovao:
1 000 Ar (ambony indrindra)
500 Ar
200 Ar
100 Ar
50 Ar
👉 Atao tsara kalitao (anti-falsification)
🔹 Dingana 3: Période de transition (fiaraha-miaina)
Mandritra ny 3–6 volana:
Mandeha miaraka ny vola taloha sy vaovao
Ohatra:
20 000 Ar = 1 000 Ar (soratra amin’ny fivarotana)
👉 Tsy maintsy soratana vidiny roa (double affichage)
🔹 Dingana 4: Fanoloana tanteraka
Esorina tsikelikely ny vola taloha
Any amin’ny banky no hanoloana azy
👉 Tsy very vola ny olona (exchange gratuit)
🔹 Dingana 5: Fanaraha-maso
Jereo ny vidim-piainana (tsy avela hiakatra tampoka)
Sazy ho an’izay manararaotra mampiakatra vidiny.

*Izany oe ny vola no miova fa ny sandany tsy miova fa tsy misy oe hitondra vola bé dia bé @ gony izany.
Ilay zéro be dia be fotsiny no ahena.

👉 Fitsipika:
20 000 Ar taloha = 1 000 Ar vaovao
➡️ zaraina 20, avy eo ahodina (arrondi)

Vola vaovao (azo ampiasaina)
Vola taloha
Kajy

20 000 Ar
÷20
1 000 Ar

10 000 Ar
÷20
500 Ar

5 000 Ar
÷20
250 Ar

2 000 Ar
÷20
100 Ar

1 000 Ar
÷20
50 Ar

500 Ar
÷20
25 Ar

200 Ar
÷20
10 Ar

100 Ar
÷20
5 Ar

50 Ar
÷20
2.5 Ar ❌ ➜ 3 Ar na 2 Ar

20 Ar
÷20
1 Ar.

Farany : Izany oe rehefa ho avy ny vola vaovao dia tsy hiasa intsony izany ny vola Téo aloha 20 000Ar, 10 000Ar , 5000Ar , 2000Ar fa manomboka eo 1000Ariary izany sisa ny vola ho ampiasaina. Mety hazava tsara aminao @ izay angamba e!

Ity izao ohatra:
1$ = 200Ar 😁🫣
1€ = 250Ar
1kg hena = 1000Ar
Frais Bus = 30Ar🫣
Vary 1kp = 35Ar 😁
Téléphone 200.000ar = 1000ar X10(20.000ar misaraka)🤭😆

📸 indrana

Mba abonnèo 👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻
https://www.facebook.com/profile.php?id=61584677397147

ECOUTEURS S2 STEREO MUSIC – KALITAO TSARA! 🎧Mila écouteurs matanjaka nefa tsy lafo? Ity misy S2 Earphone vaovao be, mano...
27/02/2026

ECOUTEURS S2 STEREO MUSIC – KALITAO TSARA! 🎧

Mila écouteurs matanjaka nefa tsy lafo? Ity misy S2 Earphone vaovao be, manome feo madio (Stereo Music) sady misy Magnet mba tsy hifandrirotra ny tariby.

💰 Vidiny: 9.000 Ar monja!

Safidy 1: Ho an'ireo tia tsotra nefa mazava (Direct & Clear)

📍 Livraison: Manao livraison izahay eto Tananarive sy ny manodidina.

📞 Fifandraisana: 033 09 775 85 (Afaka miantso na mandefa SMS).

Araraoty fa voafetra ny entana!

📢 ÉCOUTEUR ORIGINAL – MULTIFUNCTIONAL HEADSET 🎧Mitady écouteur tsara kalitao sady mora vidy? Ity no vahaolana ho anao! 👌...
17/02/2026

📢 ÉCOUTEUR ORIGINAL – MULTIFUNCTIONAL HEADSET 🎧
Mitady écouteur tsara kalitao sady mora vidy? Ity no vahaolana ho anao! 👌
🔊 Hi-Fi Stereo Sound
📞 Clear Calls (misy micro)
🎵 Son clair sy bass tsara
👌 Mahazo aina rehefa ampiasaina
💰 Vidiny: 6.000Ar
📍 Toerana: Analamahitsy
🚚 Manao livraison eto Antananarivo
📲 Antsoy na mandefasa message: 033 09 775 85 na ko Mp
⚡ Stock voafetra – Aza tara fa mora sady tsara kalitao!

🎧 ÉCOUTEUR TWS BLUETOOTH – E-Jeff 🎧Kalitao tsara 🔊✔️ True Wireless✔️ Boîtier misy écran mampiseho batterie (%)✔️ Hi-Res ...
16/02/2026

🎧 ÉCOUTEUR TWS BLUETOOTH – E-Jeff 🎧
Kalitao tsara 🔊
✔️ True Wireless
✔️ Boîtier misy écran mampiseho batterie (%)
✔️ Hi-Res Sound
✔️ Mora entina, design maoderina
💰 Vidiny : 25.000 Ar
📍 Toerana : Analamahitsy
🚚 Manao livraison eto Antananarivo
📞 033 09 775 85 na 📩Mp
Aza tara fa voafetra ny stock 😉

🎧 MOZIKA ! 🎧Tadiavinao ve ny earphone raitra nefa tsy mandany vola be? Indro ny M25 , ilay "Game Headset" manana "Music ...
13/01/2026

🎧 MOZIKA ! 🎧

Tadiavinao ve ny earphone raitra nefa tsy mandany vola be? Indro ny M25 , ilay "Game Headset" manana "Music Mode" miavaka!

✨ Nahoana no hividy M25?

Hifi Sound Quality: Feo madio sady mavesatra (Bass) ho an'ny hira tianao.

Easy Switching: Tsindrio fotsiny dia miova ho “Music” na “Game” mode.

Design Raitra: Vita amin'ny "HD Mirror material", tena stylish rehefa entina mivoaka.

Bateria mateza: Afaka manara-maso ny charge eo amin'ilay boatin'ny earpiece.

💎 Vidiny mirary: 20,000 Ar 📍 Toerana: [Analamahitsy]

Tena mety atao fanomezana ihany koa! 🎁 Andefaso hafatra (MP) izahay raha hanontany fanampiny.

🇲🇬🤔TOA LAFO BE? Matetika isika mpanjifa dia miteny an io foana, na hoe tsy aleo manao any an-trano? Tsy aleo mankany amp...
07/12/2025

🇲🇬🤔TOA LAFO BE?

Matetika isika mpanjifa dia miteny an io foana, na hoe tsy aleo manao any an-trano? Tsy aleo mankany ampotony, tsy aleo izao....

Ny orinasa iray, ny mpivarotra iray, ny mpandraharaha iray,...matoa mivarotra dia mila tombony izy.
1) Ny tombony dia ilay ambiny anesorana ny depenses rehetra.

2) Ny "depenses/charges":
- matière premieres
- ny karaman'ny mpiasa
- rondoha nolaniana tamin'ny nananganana azy
- ny fitaovana rehetra
- ny hofantrano
- jiro sy rano
- fotoana
- internet/appel
-....hafa

Raha mahavoavaly ireo izay vao mamoaka vidiny hamarotany azy izy. Fa tsy hoe misy olona mivarotra 25.000ar ohatra dia hoe tsy aleo any an-trano satria mahavita izao kg izany. Dia avereno kajiana ireo ambony ireo.

Aoka izay ilay fanambaniana fidirambolan'olona, aoka izay ilay toetsaina famotehana asan'olona. Torohevitra sy tsikera hampandroso no tokony atao fa tsy faly hanalabaraka olona etsy sy eroa sy miseho milaza fa mahavita nefa tsy mahatsangana na mpiasa iray aza.

Matoa lafo aminao, dia mety tsy ianao no "cible"

©Malagasy ve ianao

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Accessoire TANA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category