30/03/2026
🥰NY ZAZAKELINAREO IHANY KOA VE MATAHOTRA SASANA LOHA ? 😅
❤️ Matetika rehefa manasa Lohan zazakely iny de misy an Ilay savony lasa any anaty masony iny ,dia iny no mangirifiry azy de après izy matahotra foana Amin izay rehefa ho sasana ny lohany 🥺
💥Fa ito ny vahaolana maman ah
✨ Shampooing 2 en 1
✨Sady afaka hanasana loha no afaka hampandroina zazakely ihany koa
✨Tsy manaikitra maso ihany koa izy ty ah 🥰
✨Ny packaging ihnay koa tena mahafinaritra kely ery, mety hampilalaovana zazah tsara rehefa hanao bain ( motif croco Kely io 😅)
✨ En format 500 ml bé Zao 😱,tena maharitra ela VAO lany 😍
💸 Prix 16000 ar fotsiny
💬Mp vite Ary fa stock limités ihany ito ah 🥰
🚛 Livraison a partir de 3000 ar