Epi-Tsiky Anosivavaka

Epi-Tsiky Anosivavaka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Epi-Tsiky Anosivavaka, Grocers, Anosivavaka Ambohimanarina, Antananarivo.

01/04/2026
17/03/2026

Efa misy ihany koa ny saucisses de poulet sy bœuf, ny yaourt Iti, Izy, Socolait sy Yoplait...

14/03/2026

Ny matianina hatrany no miaraka amin'ny EPI-TSIKY ANOSIVAVAKA :
1- CHARCUTERIE (LAOKA FY)
- Mortadelle (bœuf, porc)
- Cervelas (bœuf, porc)
- Pâté de foie
2- FROMAGERIE (NY SOA ANTSIRABE) - Goudah
- Emmental
- Cheddar
- Raclette
- Beurre
- Fondu..
Tongava ary manjifa ny tsara sy ny mahasalama hatrany...

13/03/2026

Efa lany sahady ary ny éclair fa Tongava malaky!

12/03/2026

Misy izany ireny mpivarotra valopy fotsy ireny, dia tsy menatra mihitsy mamitaka. Manao izay hahazoana vola kely vetivety eo nefa manafoy ny tokony ho lava..

Address

Anosivavaka Ambohimanarina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Epi-Tsiky Anosivavaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category