Sakafo Feno Otrik'aina

Sakafo Feno Otrik'aina 👉“Mivarotra sakafo 100% naturel sy mahasalama🌿"
☎️: 0389836824/0374115947/mp Facebook/whatsApp/

🔥 PROMOTION SPÉCIALE NOIX DE CAJOU – Ity herinandro ity ihany fa araraoty 🔥🥜 NOIX DE CAJOU Nature 👉 Snack mahasalama, ts...
15/05/2026

🔥 PROMOTION SPÉCIALE NOIX DE CAJOU – Ity herinandro ity ihany fa araraoty 🔥

🥜 NOIX DE CAJOU Nature 👉 Snack mahasalama, tsara ho an’ny énergie sy sakafo kely isan’andro 💪

60 000Ar 👉 1kg
6000Ar 👉 100g

⚠️ Promotion voafetra mandritra ity herinandro ity ihany !

👉 Mety ho an’ny:
✔️ travail
✔️ étude
✔️ snack mahasalama
✔️ olona mila énergie mandritra ny andro

🚚 Livraison disponible
📩 Alefaso message dieny izao sao tapitra ny stock 😉
⚠️ Stock limité !!

Alefaso dieny Zao ny commande ary 😊 👉 Noix de cajou & Amande & Flocons d'avoine 👉Graines de chia & Graines de sésame & G...
13/05/2026

Alefaso dieny Zao ny commande ary 😊
👉 Noix de cajou & Amande & Flocons d'avoine
👉Graines de chia & Graines de sésame & Grain de courge

🚙Livraison disponible
📞 038 98 368 24

📩 Arrivage vaovao be indray avec prix toujours abordable 👌 alefaso aingana ny commande 👉 Noix de cajou & Amande👉 Grain d...
13/05/2026

📩 Arrivage vaovao be indray avec prix toujours abordable 👌 alefaso aingana ny commande

👉 Noix de cajou & Amande
👉 Grain de chia

Aza adino manaraka ny page-tsika Raha mila sakafo mahasalama sy toro-hevitra mahasoa ianao 😊

👉 🥣🌾 Sakafo tsotra… fa tena mahasalama, disponible izao 🌿🥣 Flocons d’avoines✔️ manome énergie maharitra 💪✔️ tsara ho an’...
13/05/2026

👉 🥣🌾 Sakafo tsotra… fa tena mahasalama, disponible izao 🌿

🥣 Flocons d’avoines
✔️ manome énergie maharitra 💪
✔️ tsara ho an’ny digestion
✔️ tsy mampahita noana haingana

💰 1kg 👉 19 000Ar
💰 500g 👉 9 500Ar

🌾 Grain de sésame
✔️ manamafy taolana 🦴
✔️ tsara ho an’ny fo ❤️
✔️ manampy amin'ny fitadidiana (mémoire) sy vatana isan’andro

💰 1kg 👉 10 000Ar
💰 500g 👉 5 000Ar

🚚 Livraison disponible
📩 Alefaso ny commande en message privé na miantso
☎ 038 98 368 24
⚠️ Stock limité fa aza tara😉

👉Sakafo naturel ho an’ny énergie sy fahasalamana disponible de suite 💪🥜 Noix de cajou✔️ Manome énergie sy manamafy ny ta...
11/05/2026

👉Sakafo naturel ho an’ny énergie sy fahasalamana disponible de suite 💪

🥜 Noix de cajou
✔️ Manome énergie sy manamafy ny taolana
✔️Manampy amin'ny fihenan'ny aretim-po sy ny fahatapahan'ny lalan-drà
✔️ Mampihena ny tahan'ny siramamy ao anaty

💰 100g 👉 7 500Ar
💰 250g 👉 19 000Ar

🥜 Amande
✔️ tsara ho an’ny fo ❤️
✔️ manampy hery sy fahasalamana
✔️ Tsara ho an'ny fikoriana ny ra

💰 100g 👉 9 000Ar
💰 250g 👉 22 500Ar

🌱 Grain de chia
✔️ manampy amin'ny digestion
✔️ mahatonga tsy ho noana haingana
✔️ manampy amin’ny fihenan-danja

💰 100g 👉 9 500Ar
💰 250g 👉 23 000Ar

🚚 Livraison disponible et Antananarivo
📩 Commande en message privé na miantso
☎ 038 98 368 24
⚠️ Stock limité

09/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers 🥰! El Jaz, Soloteny Valisoa, Randria Tahiana

📩Arrivage vaovao be ndray ary fa aza tara oh🥰🥜Noix de cajou miaraka amin'ny tsiro karazany telo (03) be izao, izay afaka...
09/05/2026

📩Arrivage vaovao be ndray ary fa aza tara oh🥰
🥜Noix de cajou miaraka amin'ny tsiro karazany telo (03) be izao, izay afaka hisafidiananao tsara 😋

👉 Noix de cajou NATURE
👉 Noix de cajou GRILLÉS SALÉS
👉 Noix de cajou GRILLÉS SALÉS ET PIMENTÉS 🥵

🥜 Cajou 100g = 7 500Ar
75000Ar 1kg

Snack naturel, tsara ho an’ny énergie sy ny vatana 💪

📩 Disponible de suite fa alefaso mp aingana ny commande na miantso
☎ 038 98 368 24
⚠️ Stock limité

🥣Flocons d'avones 👉 Sakafo tsotra… fa tena mahasalama 😍Ireto avy ary ny vokatsoa azo avy amin'ny fihinanana Flocons d'av...
09/05/2026

🥣Flocons d'avones 👉 Sakafo tsotra… fa tena mahasalama 😍

Ireto avy ary ny vokatsoa azo avy amin'ny fihinanana Flocons d'avoines :
✔️ manome énergie maharitra 💪 (tsy mampiakatra tampoka ny siramamy)
✔️ tsara ho an’ny fo ❤️ mampihena “cholestérol” izay miaro ny fo
✔️ Manampy amin’ny digestion 🌿 (manankarena fibre)
✔️ mahatonga tsy ho noana haingana
✔️ Manankarena vitamines sy minéraux izay manampy hery sy fahasalamana

👉 Fomba fihinanana

- miaraka amin’ny ronono na yaourt 🥛
- ampiarahana amin'ny voankazo 🍓🍌
👉 1 bol kely isan’andro dia efa ampy
👉 mety amin’ny olona rehetra (ankizy, lehibe)

📩 Alefaso ny commande sur Mp na miantso
☎ 038 98 368 24
🚙 Livraison disponible

👉 Araho hatrany ny page-tsika raha mila conseils santé sy sakafo mahasalama🌿”

👉🌿 Sakafo naturel ho an’ny fahasalamanao disponible izao 💪🥜 Noix de cajou — 75 000Ar/kg🌱 Grain de chia — 75 000Ar/kg🥜 Am...
08/05/2026

👉🌿 Sakafo naturel ho an’ny fahasalamanao disponible izao 💪

🥜 Noix de cajou — 75 000Ar/kg
🌱 Grain de chia — 75 000Ar/kg
🥜 Amande — 90 000Ar/kg
🥣 Flocons d’avoine — 19 000Ar/kg
🌾 Grain de sésame — 10 000Ar/kg
🎃 Grain de courge — 75 000Ar/kg
🍇 Raisin sec — 26 000Ar/kg
🍯 Miel (Tantely pur) — 25 000Ar/L

Mandefa en petite quantité ihany koa izahay à partir 100g 🥰

✔️ Prix efa natao abordable & qualité tsara
✔️ Tsara ho an’ny fahasalamana
🚚 Livraison disponible

📩 Alefaso message raha hanao commande na miantso
☎ 038 98 368 24
⚠️ Stock limité fa aza tara ary😉

🥣Flocons d'avones 👉 Sakafo tsotra… fa tena mahasalama 😍Ireto avy ary ny vokatsoa azo avy amin'ny fihinanana Flocons d'av...
05/05/2026

🥣Flocons d'avones 👉 Sakafo tsotra… fa tena mahasalama 😍

Ireto avy ary ny vokatsoa azo avy amin'ny fihinanana Flocons d'avoines :
✔️ manome énergie maharitra 💪 (tsy mampiakatra tampoka ny siramamy)
✔️ tsara ho an’ny fo ❤️ mampihena “cholestérol” izay miaro ny fo
✔️ Manampy amin’ny digestion 🌿 (manankarena fibre)
✔️ mahatonga tsy ho noana haingana
✔️ Manankarena vitamines sy minéraux izay manampy hery sy fahasalamana

💡 Tonga lafatra amin’ny maraina!

👉 Fomba fihinana:

- miaraka amin’ny ronono na yaourt 🥛
- ampiarahana amin'ny voankazo 🍓🍌
👉 1 bol kely isan’andro dia efa ampy
👉 mety amin’ny olona rehetra (ankizy, lehibe)

📩 Ho avy tsy ho ela – réservation possible sur Mp na miantso😉
☎ 038 98 368 24

👉 Araho hatrany ny page-tsika raha mila conseils santé sy sakafo mahasalama🌿”

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakafo Feno Otrik'aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category