R.T.T Ofisialy

R.T.T Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from R.T.T Ofisialy, Grocers, Antananarivo.

Diso io kajy nareo io Honorable !!!!Midina sur terrain so dia vo fahan- dalitra nareo !!!!!!Izahay mahita ra  eny kianja...
09/04/2026

Diso io kajy nareo io Honorable !!!!

Midina sur terrain so dia vo fahan- dalitra nareo !!!!!!

Izahay mahita ra eny kianja dia vo 10 % ny JIRO no miverina !!!!

Diso io eee!!!

FANAMBARANA NATAO NY KMT TOAMASINA ANDROANY
07/04/2026

FANAMBARANA NATAO NY KMT TOAMASINA ANDROANY

04/04/2026
04/04/2026

๐Ÿšจ๐Ÿšจ๐ŸšจEFA ELA NY TENAKO NITENY OE RAVAO I AN io SATRIA ....
Ao vidรฉo

๐ŸŽฏ๐Ÿ’ฅHISOKATRA TSY HOELA NY TIKO MANERANA NY NOSY โ€ผ๏ธ
03/04/2026

๐ŸŽฏ๐Ÿ’ฅHISOKATRA TSY HOELA NY TIKO MANERANA NY NOSY โ€ผ๏ธ

๐Ÿ™๐Ÿ‘ MISAOTRA BETSAKA ANY PRRM COLONEL MICHAEL tamin'ny famerenana indray ny vondrona ORINASA TIKO SA !!!MISAOTRA RE TOMPO...
02/04/2026

๐Ÿ™๐Ÿ‘ MISAOTRA BETSAKA ANY PRRM COLONEL MICHAEL tamin'ny famerenana indray ny vondrona ORINASA TIKO SA !!!

MISAOTRA RE TOMPOKO ,

MARC RAVALOMANANAIsan'ny nampiakatra ny harin-karena teto amintsika ny fahaizany nijery ny laharam-pahamehana hahatongav...
02/04/2026

MARC RAVALOMANANA

Isan'ny nampiakatra ny harin-karena teto amintsika ny fahaizany nijery ny laharam-pahamehana hahatongavana tamin'izany.

๐Ÿ”˜ Tsy mba nanafatra vary avy tany ivelany izy, entina hamonoana ny tantsaha, fa nanafatra manam-pahaizana nampiofana azy ireo kosa.

๐Ÿ”˜Nasiany ny fifaninanana mahavoka-bary be indrindra hoan'ireo tantsaha, ka narisika ny olona nanao izany.

๐Ÿ”˜Nisy ny fanamaivanana azy ireo tamin'ny fanampiana amin'ny masomboly sy ny zezika.

๐Ÿ”˜Nanafatra ombivavy be ronono izy, fa tsy omby vositra akory, hampitomboina sy hanatsarana ny vokatra ronono, izay tena iveloman'ny tantsaha maro.

๐Ÿ”˜Ary ny tena zava-dehibe vitany ihany koa, dia ny teo amin'ny lafiny fanabeazana.

๐Ÿ”˜Tsy nisy tsy nahalala isika fa 0 ariary ny saram-pidirana teny amin'ireny sekolim-panjakana ireny tamin'ny fotoana nitondrany. Nisy ny fanaovana ny "cantine scolaire"izay tena naha afa-pahasahiranana ny Ray aman-dReny tokoa.

๐Ÿ”˜Tena tsy adino indrindra indrindra, ny fizarana "kit scolaire"sy ny aron'akanjo, isan-taona hoan'ny sekoly fanabeazana fototra rehetra, manerana ny Nosy, eny na dia ny tany amin'ny tsy miankina aza dia tsy mba diso anjara tamin'izany "kit scolaire" izany.

๐ŸŸฅ๐ŸŸฅ URGENT ๐ŸŸฅ๐ŸŸฅ๐…๐ˆ๐Š๐€๐’๐€๐๐€ ๐‡๐€๐Œ๐Ž๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐‹๐Ž๐‡๐€: ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—” ๐Ÿญ๐Ÿฏ ๐—ก๐—ข๐—˜๐—ก๐—ง๐—œ๐—ก๐—” ๐—ง๐—˜๐—ข ๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฅ๐—˜๐—›๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—ข๐—”๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐—ก๐—”๐—ง๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” ๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—”๐—ข ...
02/04/2026

๐ŸŸฅ๐ŸŸฅ URGENT ๐ŸŸฅ๐ŸŸฅ

๐…๐ˆ๐Š๐€๐’๐€๐๐€ ๐‡๐€๐Œ๐Ž๐๐Ž ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐‹๐Ž๐‡๐€: ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—” ๐Ÿญ๐Ÿฏ ๐—ก๐—ข๐—˜๐—ก๐—ง๐—œ๐—ก๐—” ๐—ง๐—˜๐—ข ๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฅ๐—˜๐—›๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—ข๐—”๐—ฉ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐—ก๐—”๐—ง๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” ๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—”๐—ข ๐—™๐—”๐— ๐—ข๐—ง๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ก๐—”

Olona miisa 13 no noentina teo anivon'ny fampanoavana ary natolotra ny mpitsara mpanao famotorana. Izy ireo izay voarohirohy tamin'ny fikasana hamono ny filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika sy hanatanteraka fanonganam-panjakana.

Anisan'ny tafiditra ao anatin'ity raharaha ity ny Colonel Patrick Rakotomamonjy, eo ihany koa ny Jeneraly iray efa nidina andalam-be naneho ny fahavononany hanao izay fanonganam-panjakana izay.

Vola 20 Milliard Ariary no saika ho ampiasaina nanaovana ireo heloka ireo. Fitaovam-piadiana maro ihany koa no tratra nandritra ny fisavana ny tranon'ireo voampanga.

Andeha ho arahintsika ny fanazavana feno entin'ny Tonia Mpampanoa Lalร na ao amin'ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany Antananarivo, Ramatoa RAKOTONIAINA Narindra Navalona.

โ€ผ๏ธโš ๏ธ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—”๐—ญ๐—ข  #๐—›๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ก๐—š๐—”๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ก๐—š๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ  #๐—”๐—˜ฬ๐—ฅ๐—ข๐—ฃ๐—ข๐—ฅ๐—ง_๐—œ๐—ฉ๐—”๐—ง๐—ขVoarร ra ny   eny amin'ny faritry ny seranam-piaramanidin...
02/04/2026

โ€ผ๏ธโš ๏ธ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—”๐—ญ๐—ข #๐—›๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ก๐—š๐—”๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ก๐—š๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ #๐—”๐—˜ฬ๐—ฅ๐—ข๐—ฃ๐—ข๐—ฅ๐—ง_๐—œ๐—ฉ๐—”๐—ง๐—ข
Voarร ra ny eny amin'ny faritry ny seranam-piaramanidina Ivato mandritry ny fankalazana ny fetin'ny ***a mba ho fitandroana ny filaminana, hoy ny mpitandro filaminana eny an-toerana.

ยฉ๏ธGendarmerie Aรฉroport Ivato

โ€ผ๏ธโš ๏ธ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—” 33 ๐—ฆ๐—”๐—œ๐—ž๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ฌ๐—ข๐—ง๐—ง๐—˜   ๐—ฉ๐—ข๐—”๐—ฆ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—ง๐—ฅ๐—”Teratany   27 sy teratany   6 no tratra saika hiondrana an-tsokosoko tami...
02/04/2026

โ€ผ๏ธโš ๏ธ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—” 33 ๐—ฆ๐—”๐—œ๐—ž๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ฌ๐—ข๐—ง๐—ง๐—˜ ๐—ฉ๐—ข๐—”๐—ฆ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—ง๐—ฅ๐—”
Teratany 27 sy teratany 6 no tratra saika hiondrana an-tsokosoko tamin'ny ho any tao Ampasindava Antsiranana ny talata teo.
๐Ÿ“ŒMbola nahatratrarana 460 litatra natao tanaty bidon jaune ihany koa tamin'izy ireo. ary natao famotorana ireto farany, ary efa mandeha kosa ny .

ยฉ๏ธ Sources Lucky Laou Po Seng

๐Ÿ™TANORA ,๐Ÿ“ Natao omaly ny fifidianana teo anivonโ€™ny HCC ka nahavoafidy anโ€™i Abraham RAJAFETRA ho solontenanโ€™ity andrim-p...
02/04/2026

๐Ÿ™TANORA ,

๐Ÿ“ Natao omaly ny fifidianana teo anivonโ€™ny HCC ka nahavoafidy anโ€™i Abraham RAJAFETRA ho solontenanโ€™ity andrim-panjakana ity ao aminโ€™ny CENI.

TANORA MANDRAY ANDRAIKITRA HO AVIN' NY FIRENENA

02/04/2026

๐Ÿ“Œ "๐—œ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜† ": ๐—›๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ท๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—น๐˜† ๐—Ÿ๐˜‚๐—ฐ๐—ถ๐—ฒ๐—ป ๐—ฅ๐—”๐—•๐—˜๐—”๐—ฅ๐—œ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—”

โ–ถ Ny vahoaka no "๐—ฃ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ผ๐—ป" anay mpitondra ka manatanteraka ireo hetahetam-bahoaka izahay na iza na iza hoy ny mpanolontsaina avo eo anivonโ€™ny fiadidiana ny fanavaozana ny repoblika , jeneraly Lucien RABEARIMANANA . Sarotra sy mafy ny ady natrehanโ€™ny fitondram-panjakana taminโ€™ny famerenana ny tany mirefy 29 Hectar teny Antanandrano , izay nisy olana nandritry ny 20 taona mahery .

โ–ถ Nisy ny ezaka natao taminโ€™ny famenana izany ho anโ€™ny Malagasy hoy ity manamboninahitra ity saingy misokatra aminโ€™ny fiaraha-miasa aminโ€™ny firenena rehetra isika . Miezaka manova sy manavao ny fomba fitantanana eto aminโ€™ny firenena ny fitondrana tarihinโ€™ny filoha Michael RANDRIANIRINA satria izay no nitolomana .

โ–ถ Malagasy no tomponโ€™ny tany eto Madagasikara ary rariny tanteraka izany satria raha any ivelany isika no hanangana trano dia sahirana . Andao isika araka izany ho sarotiny aminโ€™ny harem-pirenentsika satria io ihany no hampandroso anโ€™i Madagasikara hoy hatrany ny Jeneraly Lucien RABEARIMANANA .

๐ŸŽฏHo any TANINJANAKA

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when R.T.T Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category