Fontsy Lahy

Fontsy Lahy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fontsy Lahy, Grocers, Ambanidia, Antananarivo.

Merci pour vos commandes aujourd'hui 😁😁Rampitso ndray livraison manaraka Bonne soirée 😘
08/05/2026

Merci pour vos commandes aujourd'hui 😁😁
Rampitso ndray livraison manaraka
Bonne soirée 😘

Salama eee🙂, tonga akondro lahy ntsika ay , mbola frais tsara izy ato sady ngeza4000 ar / kg , afaka manao livraison 😊Co...
04/05/2026

Salama eee🙂, tonga akondro lahy ntsika ay , mbola frais tsara izy ato sady ngeza
4000 ar / kg , afaka manao livraison 😊
Contact 0345681843

Goûté arivariva 🤤, misaotra ho anareo rehetra nividy akondro androany 🥰Rampitso ndray ny livraison manaraka
01/05/2026

Goûté arivariva 🤤, misaotra ho anareo rehetra nividy akondro androany 🥰
Rampitso ndray ny livraison manaraka

Étiquette vita aloha fontsy miaro vanio afara 😁
30/04/2026

Étiquette vita aloha fontsy miaro vanio afara 😁

30/04/2026

Bonjour hoan'izay nanao commande akondro lahy ngeza ( 3 pièces 2 kg)
Rampitso izy tonga ary rampitso hiany koa ny livraison😊

Cliente any Toliara satisfaite 😁🥰 Merci beaucoup
28/04/2026

Cliente any Toliara satisfaite 😁🥰 Merci beaucoup

Akondro lahy masaka mbola misy , 10kg amin'ilay maventy sisa ato 😊Mp ra anao commande na miantso 0345681843
27/04/2026

Akondro lahy masaka mbola misy , 10kg amin'ilay maventy sisa ato 😊
Mp ra anao commande na miantso 0345681843

Hello hello 🥰,Une petite nouveauté arrive très bientôt sur notre page : de délicieuses bananes plantain au coco, subtile...
26/04/2026

Hello hello 🥰,
Une petite nouveauté arrive très bientôt sur notre page : de délicieuses bananes plantain au coco, subtilement parfumées aux extraits de vanille et à la cannelle… un vrai plaisir à ne pas manquer 😍
Restez bien connectés 🥰
En attendant, nos bananes sont déjà disponibles. N’hésitez pas à nous contacter au 034 56 818 34 ou directement sur notre page.
Très belle soirée à vous 😘

Akondro Lahy maventy lay voany araiky 500g 10 kg disponible Contact 0345681843 na mandefa mp
12/04/2026

Akondro Lahy maventy lay voany araiky 500g
10 kg disponible
Contact 0345681843 na mandefa mp

Commande nao maha aila azy , Tonga akondro lahy tsika ay  na masaka na manta samy misy avy .Prix Mbola tsy noiva 4000 ar...
28/03/2026

Commande nao maha aila azy , Tonga akondro lahy tsika ay na masaka na manta samy misy avy .
Prix Mbola tsy noiva 4000 ar /kg , 5 na 6 eo ny iray kg .
Hafaka manao livraison zahay , contact 0345681843 😊

Tsy aiko ino agnatany ity 😅, MBA ataovy ao amnin'ny commentaire zay mahay : vomanga + Akondro lahy masaka natao friteHat...
24/03/2026

Tsy aiko ino agnatany ity 😅, MBA ataovy ao amnin'ny commentaire zay mahay : vomanga + Akondro lahy masaka natao frite
Hatsarovako dadiko ay🥰
Mazotoa e

Address

Ambanidia
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fontsy Lahy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category