Épicerie de Mada - Pavillon D12 Soamanatombo Anosy

Épicerie de Mada - Pavillon D12 Soamanatombo Anosy 🛒 Épicerie de Mada
Tsena manakaiky anao, manampy anao amin’ny filàna an-davanandro rehetra ! 🍚🛢️🍬

Tonga indray ity couche hoany zaza antsika an 👶🏻Arrivage vaovao sady Tsara 👌Indrindra amin'zao andro efa manomboka manga...
11/05/2026

Tonga indray ity couche hoany zaza antsika an 👶🏻
Arrivage vaovao sady Tsara 👌
Indrindra amin'zao andro efa manomboka mangatsika izao 💯👉 anisany tena mahaliana ny maro amin'izao fotoana, anie ry Papa sy Maman e🥰
Misy hatrany ny livraison 🚴.
Tel : 034 42 625 24 📞 Pavillon D12 Tsena Soamanatombo Anosy foana an💞

👉🏼 MAYONNAISES isan-karazany atao amin’frity 🍟 sandwich 🥪 œufs mimosa ✨ burger 🍔 - Prix ambany sary mora hatrany ✅- Afak...
07/05/2026

👉🏼 MAYONNAISES isan-karazany atao amin’frity 🍟 sandwich 🥪 œufs mimosa ✨ burger 🍔
- Prix ambany sary mora hatrany ✅
- Afaka manao livraison 🛵 midira Mp na antsoy mivantana ny 034 42 625 24 📞

👉🏼 SAVON BARRE ✨ 🫧🫧 Mandrôatra be - madio be ny rehetra ✨👉🏼 efa ambany sary ny prix mora - Livraison possible 🛵 midira M...
06/05/2026

👉🏼 SAVON BARRE ✨
🫧🫧 Mandrôatra be - madio be ny rehetra ✨
👉🏼 efa ambany sary ny prix mora
- Livraison possible 🛵 midira Mp na antsoy mivantana ny 034 42 625 24 📞
- Tsena Soamanatombo Anosy pavillon D12 📌
Vo miditra avy aty amin’vavahady manakaiky ny firaisana faha-4 de hitanao ny tsena ❗️

HO ZAZA FENO HERY ✨👨‍🍼👉PHOSPHATINE👈 - Ambany sary ny prix, mora hatrany 💸- Afaka manao livraison 🛵, midira mp na antsoy ...
05/05/2026

HO ZAZA FENO HERY ✨👨‍🍼
👉PHOSPHATINE👈
- Ambany sary ny prix, mora hatrany 💸
- Afaka manao livraison 🛵, midira mp na antsoy mivantana ny 034 426 25 24 📞

SAUCES HUÎTRES / SAUCES SOJA 🥡🥢Mpanome tsiro ✨👉🏼 afaka hanaovana macération karazana hena, masikita, akoho, sns 😋 👉🏼 ata...
04/05/2026

SAUCES HUÎTRES / SAUCES SOJA 🥡🥢
Mpanome tsiro ✨
👉🏼 afaka hanaovana macération karazana hena, masikita, akoho, sns 😋
👉🏼 atao amin’misao, lasopy, légumes sautés, riz sauté, trondro 🍣🐟

Ambany sary ny prix mora ✨
📌 Toerana : Soamanatombo Anosy pavillon D12 - 034 42 625 24 📞
Livraison possible 🛵

👉🏼Couches ho an’olon-dehibe 👈🏼- Livraison GRATUITE manodidina an’Anosy, Mahamasina/ Hôpital :  HJRA, Befelatanana, etc. ...
03/05/2026

👉🏼Couches ho an’olon-dehibe 👈🏼
- Livraison GRATUITE manodidina an’Anosy, Mahamasina/ Hôpital : HJRA, Befelatanana, etc. 🏩
- Misokatra alahady katramy 1 tolak’andro ny tsena ✨
- Afaka miditra mp na antsoy mivantana ny 034 426 25 24 📞✨
- Prix efa ambany sary

🧀 Fromage cheddar Kraft 250 g/ 16 000 Ar Atao amin’salade de pâtes, crudités, sandwich, burger, frites, omelettes, etc. ...
02/05/2026

🧀 Fromage cheddar Kraft 250 g/ 16 000 Ar

Atao amin’salade de pâtes, crudités, sandwich, burger, frites, omelettes, etc. 🫕

Tonga de matsiro be 😋
Mp raha hanaterana ianao na antsoy mivantana ny : 034 426 25 24 📞

👉🏼 LINGETTES isan-karazany ndray ✨ Mba madio lalandava eny ilay harena kely 👩🏼‍🍼Efa ambany sary foana ny prix antsika an...
02/05/2026

👉🏼 LINGETTES isan-karazany ndray ✨

Mba madio lalandava eny ilay harena kely 👩🏼‍🍼
Efa ambany sary foana ny prix antsika an ☺️
Manao Livraison, Antsoy mivantana ny 034 426 25 24 📞 na midira Mp ✨

👉 Poudre Lait entier Tsara Tsiro 1kg : 30 000 Ar 👈Matsiro kely izy ity an 🙂‍↕️Ity misy recette kely : 🍪 Petit gâteau mor...
30/04/2026

👉 Poudre Lait entier Tsara Tsiro 1kg : 30 000 Ar 👈
Matsiro kely izy ity an 🙂‍↕️

Ity misy recette kely :
🍪 Petit gâteau mora atao amin’ny poudre lait entier

📝 Akora ilaina :

1 kopy farine
3 sotro poudre lait entier
2 atody
½ kopy siramamy
½ kopy menaka na dibera rendrika
1 sotrokely levure chimique
Rano kely

👩‍🍳 Fomba fanaovana :
1️⃣ Afangaro ny atody sy siramamy.
2️⃣ Ampio menaka na dibera.
3️⃣ Ataovy ao ny farine, poudre lait entier ary levure.
4️⃣ Ampio rano kely mba ho pâte malefaka.
5️⃣ Araraka anaty moule efa voalalotra dibera.
6️⃣ Atao anaty lafaoro 180°C mandritra ny 25–30 minitra.

✅ Vonona ny petit gâteau malefaka sy matsiro 😋
Afaka atao sakafo maraina na gouté ny ankizy ihany koa e 🏃‍➡️

Lait Nursie ho an’ny zaza 👼✔️ Kalitao tsara Livraison possible 🛵Eto amin'ny Soamanatombo Anosy - 034 42 625 24 📞📩 Mp rah...
30/04/2026

Lait Nursie ho an’ny zaza 👼
✔️ Kalitao tsara

Livraison possible 🛵
Eto amin'ny Soamanatombo Anosy - 034 42 625 24 📞

📩 Mp raha hanao commande, mbola maro ny entantsika an

Address

Pavillon D12 Soamanatombo Anosy Firaisana Faha/4
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Épicerie de Mada - Pavillon D12 Soamanatombo Anosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category