Tilapia Velona

Tilapia Velona MP pour vos commandes

Tilapia Frais de Qualité : Vente en Gros et Détail !.Des poissons frais, soigneusement élevés et prêts à cuisiner.
🐟 Propreté et fraîcheur assurées
🚀 Livraison rapide partout à Tana (à domicile ou au bureau).

07/08/2026

ZOMA/SABOTSY/ALAHADY = TRONDRO MATSIRO BE
NY LAOKA 🤤😋😍
Afaka tonga dia karakaraina dia mahandro sisa 🥰
27.000 Ar/kg - 30.000 Ar/kg (Lehibe)
📍 Afaka mandalo eny amin'ny point de vente.
Akaikin Espace Rose By-pass
Manao livraison ihany koa izahay.

06/08/2026

Tsy mila miandry faran'ny herinandro hoa vao afaka atao matsiro ny laoka 🙈😂🥰
Tilapia velona matavy no sady matsiro 🤤🥰
Prix: 27.000ar -30.000ar
Misokatra mandray anareo foana ny point de vente
📍 Akaikin'ny Espace rose Bypass
Manao livraisons ihany koa

05/08/2026

Aza miandry ho lany vao hanontany hoe mbola misy vee🙈😂😂
Mbola misy foana ny trondro isanandro an🥰

📍 Misokatra foana ny Point de vente : Àkaikin Espace Rose By-pass no misy anay
Prix : 27.000 Ar – 30.000 Ar/kg
Manao livraison ihany koa

31/07/2026

😂 Maro be nareo no mitady foana hoe tsy misy ve ilay kelikely e😛🤣🤣 fa tsy antonona ny vilaninay le ngeza be ireto ara izy ireto misy vitsivitsy dispo ato mandalo fotsinyyy ihany 🥰
Prix : 27.000ar/kg ( 4-5 -6pcs ny 1 kilos)
25.000ar/kg ( 7 à 8 pcs ny 1kilos)

Afaka mividy mivantana ety antsena
Manao livraisons ihany koaa ( NB: paiement à l'avance via Mobile money obligatoire)

25/07/2026

😋 Ireto ny laoka matsiro be ho an'ity weekend ity 😛
📢 Manao livraison izahay ny Alahady.
Afaka tonga misafidy mivantana ihany koa ianareo eny an-tsena 😁🥰
misokatra androany sy rahampitso Alahady
Prix =• 27.000 Ar
• 30.000 Ar
Toerana: àkaikin Espace Rose By-pass

21/07/2026

Efa mamaraparana Ny trondro🥺❤️

Mba anao Promotion be izahay🥰
25.000Ar ny kilos🥰
raha mila diovina dia ataonay gratuite🥰

Manao Livraison partout a tana🥰

Efa kely sisa ny ato ka araroty arany❤️

18/07/2026

Dia Hoe tsy Atao Trondro ve ny laoka Androany anefa misy vahiny hoavy eo?🤨

Ao fa aterinay Rapida any ilay izy🥰

Gratuit ilay Trondro😁

Livraison 27.000Ar😝

+261 34 49 363 57

Izao  no tena mahafaly anay 🥰🙏🏼Tsy mivarotra Tilapia fotsiny izahay, fa mivarotra fahafaham-po mihintsy ❤️ mankasitraka ...
15/07/2026

Izao no tena mahafaly anay 🥰🙏🏼Tsy mivarotra Tilapia fotsiny izahay, fa mivarotra fahafaham-po mihintsy ❤️ mankasitraka bdb an'ito Mme cliente mamikely ito niaraka taminay teto foana hatramin'izay katramzao 🫶🏼
Misy foana ny livraisons isanandro an 😃 Ny conditions tsy miova paiement via mobile money à l'avance ho an'ny commande livrer-na 😇
Afaka manantona mivantana ihany koa akaikin'ny Espace Rose Bypass no misy anay 🤗
Prix : 27.000ar ( 250g-300g- 350g ) 3 à 4 pcs ny 1kilos
30.000ar ny vaventy ( 400g-500g)

14/07/2026

Efa vonona ato antsena ny laoka matsiro be 😍🤤 Tilapia velona be 🐟 matsiro , matavy , azo antoka
Aza adino fa ny livraisons misy foana isanandro paiement à l'avance via mobile money obligatoire
Prix : ✅ 27.000 Ar → 250 g • 300 g • 350 g( 3 à 4 pcs ny 1kg)
✅ 30.000 Ar → 400 g • 500 g • 600 g
Mp , WhatsApp na miantso avy hatrany 😉

📍 Point de vente akaikin'ny Espace Rose Bypass Miandry anareo ato antsena izahay! ❤️

Address

By-pass Iavoloha Près De Espace Rose
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tilapia Velona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category