Association des Étudiants Polytechniciens Issus de Vakinankaratra

Association des Étudiants Polytechniciens Issus de  Vakinankaratra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association des Étudiants Polytechniciens Issus de Vakinankaratra, Grocers, Vontovorona, Antananarivo.

Salama isika rehetra. Ho an’ireo manana Baccalauréat C, D, S, na Baccalauréat Technique Industrielle / Génie Civil, dia ...
28/08/2026

Salama isika rehetra.

Ho an’ireo manana Baccalauréat C, D, S, na Baccalauréat Technique Industrielle / Génie Civil, dia misokatra ny Concours d’entrée en 1ère année à l’ESPA ( Ecole Supérieure Polytechnique d'Antananarivo )
📅 Daty concours : Mercredi 04 sy Jeudi 05 Novembre 2026
📍 Toerana : Antananarivo, Antsirabe, Fianarantsoa, Mahajanga ary Toamasina.
🎓 Places : Mpianatra 30 maximum isaky ny Mention. Misy 16 Mentions misokatra.
📂 Dossier ilaina :
Fiche d’inscription imprimée
Bulletin de naissance < 3 mois
Sary 2 récentes
Copie certifiée du Baccalauréat na relevé de notes
Ho an’ny bachelier 2026 : copie de la convocation
Récépissé de paiement.
💰 Frais de concours : 50 000 Ar, aloa amin’ny Compte BOA Madagascar n° 2323 94100005. Non remboursable.
📅 Dépôt dossier : ➡️ Direct : 05–29 Octobre 2026, ao amin’ny Secrétariat du concours ESPA, Ankatso.
➡️ Poste rapide : au plus t**d 15 Octobre
📝 Épreuves : Mathématiques, Français, Physique, Test psychotechnique ary Chimie na Électricité na RDM.
📌 Site d’inscription : concours.espa-tana.mg

Mbola misy 2 Volana hiomananao nefa 2 ihany koa no hiomanan'ny mpifaninana aminao.
Mirary soa ho anareo.

Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa  Misaotra.Tonga ndray.
28/08/2026

Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa Misaotra.

Tonga ndray.

Ecole Supérieure Polytechnique d'Antananarivo FMPA Fikambanana ny Mpianatra Politeknika Antananarivo  Kely sisa dia ho v...
26/08/2026

Ecole Supérieure Polytechnique d'Antananarivo
FMPA Fikambanana ny Mpianatra Politeknika Antananarivo

Kely sisa dia ho vita ny R+1, izay trano natao hipetrahan’ny mpianatra.

Manasa hanao hiditra hanao Concours.
Miandry anao ny fotondrafitr'asa.

Miandry ny Avis de concours isika.
Mirary soa ho antsika rehetra.

📷Faniry Rmt

Miarahaba antsika rehetra indro ny vaovao mahasoa aryLes Infos de l'Université d'Antananarivo 🎯 Nouveaux bacheliers et é...
24/08/2026

Miarahaba antsika rehetra indro ny vaovao mahasoa ary

Les Infos de l'Université d'Antananarivo

🎯 Nouveaux bacheliers et étudiants. Trouvez votre voie. Rendez-vous au Salon de l'Etudiant de l'Université d'Antanananarvo.
🗓️ 3 et 4 septembre 2026
📌 Esplanade Ankatso.

Salama isika rehetra. Tsara ho fantatra ho antsika indrindra isika Bacc 2026.Ny Tsara dia Fanjakana foana rehefa tsy afa...
18/08/2026

Salama isika rehetra.
Tsara ho fantatra ho antsika indrindra isika Bacc 2026.
Ny Tsara dia Fanjakana foana rehefa tsy afaka izay Manao Safidy faha-2 Tsy miakina.

Les Infos de l'Université d'Antananarivo

Conditions d'accès

📄Sélection de dossiers
➡️Faculté de Médecine.
➡️Faculté des Sciences

✍️Test d'accès
➡️Faculté de Droit et des Sciences Politiques
➡️Faculté d'Economie de Gestion et de Sociologie
➡️Faculté des Lettres et Sciences Humaines

👓Concours
➡️École Normale Supérieure
➡️École Supérieure des Sciences Agronomiques
➡️École Supérieure Polytechnique d'Antananarivo

Miarahaba antsika rehetra. Indrindra isika Vakinankaratra rehetra. Efa azo Jerena ny valina Bacc tsika Vakinankaratra.Mi...
15/08/2026

Miarahaba antsika rehetra.
Indrindra isika Vakinankaratra rehetra.

Efa azo Jerena ny valina Bacc tsika Vakinankaratra.
Miarahaba ireo afaka rehetra.
Makahery kosa ho an'ireo tsy afaka.

Mirary soa ho antsika rehetra.

Salama Isika rehetra. 5.000 Ny Billet tsika Vontovorona amin'ny ilay Réception ny AJUVA ( Avec transport Aller retour) n...
11/08/2026

Salama Isika rehetra.

5.000 Ny Billet tsika Vontovorona amin'ny ilay Réception ny AJUVA ( Avec transport Aller retour) ny 30 Août 2026 izao.
Izay mahaloha 5.000 Ar no Mahazo Billet Misaotra mialoha
Ny 28 Août no farany fanjifana ny Billet afahana manao ny lamina rehetra.
Ny billet dia azo alaina any amin'i Ramiaramanan Cathy sy Tahiana Rakotomalala ary amin'i Prezy Njaka Tiana Randria
Misaotra antsika rehetra.
Isika miaraka no mahomby👊

Ty no nanao activité voalohany taorian’ny naha-lany ny Filohan’ny AEPIVA 2026 izay tarihin’i Prezida Njaka Tiana Randria...
11/08/2026

Ty no nanao activité voalohany taorian’ny naha-lany ny Filohan’ny AEPIVA 2026 izay tarihin’i Prezida Njaka Tiana Randria,
activité niarana tamin'ny Mafami Ofisialy izay ahitana faritra efatra: Analamanga, Vakinankaratra, Itasy ary Bongolava.
Mirary soa sy fahombiazana hatrany ho an’ny Mafami Ofisialy, ary indridra ho an’ny Prezida Manoa. 💪🇲🇬
Mandroso hatrany, miray hina ary manamafy ny ezaka ho amin’ny fahombiazana! 🙏✨

Salama Isika rehetra. Izy no Mirah avy ao Antsirabe 1( AEPIVA,  TCO L3 Ecole Supérieure Polytechnique d'Antananarivo )Ma...
06/08/2026

Salama Isika rehetra.

Izy no Mirah avy ao Antsirabe 1( AEPIVA, TCO L3 Ecole Supérieure Polytechnique d'Antananarivo )
Mandray anjara ao amin'ny The NEXT Voice Madagascar CBN Madagascar

Voting izao ao amin'ny commentaire ao ny lien afahatsika manohana azy

N°09 Izy.
Isika miaraka no mahomby FMPA Fikambanana ny Mpianatra Politeknika Antananarivo

Salama Isika rehetra LeAnkizy an. Réception AJUVA - Association des Jeunes Universitaires du VAkinankaratraPAF tsika AEP...
03/08/2026

Salama Isika rehetra LeAnkizy an.

Réception AJUVA - Association des Jeunes Universitaires du VAkinankaratra
PAF tsika AEPIVA : 5.000 Ar miaraka ny Transport ( 1.000 Ar fotsiny ny Transport izany)

Isika dia any amin'ny Président Njaka Tiana Randria sy VP Ramiaramanan Cathy sy Tahiana Rakotomalala no misoratra anarana sy afahana maka ny Tapakila tsika.

Isika miaraka no mahomby

Address

Vontovorona
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association des Étudiants Polytechniciens Issus de Vakinankaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category