Vary Gasy & Apombo - En GROS

Vary Gasy & Apombo - En GROS Mivarotra vary gasy & apombo en gros
‎✔️ Vidiny mirary
‎✔️ Tsara kalitao
📩 Alefaso MP ny komandinao

23/04/2026

erinandro ity ihany,
Vary gasy semence madio tsara, 105000 ar ny 50kg, livré

Mbola misy hatrany ny "menaka voanjo" izay mila.🥜Madio tsara sy mahasalama.🥜Mp ny fanazavana fanampiny
13/04/2026

Mbola misy hatrany ny "menaka voanjo" izay mila.
🥜Madio tsara sy mahasalama.
🥜Mp ny fanazavana fanampiny

10/04/2026

Hoan'izay mbola mitady KATSAKA TSARA !
Misy 3,5 tonnes ato
Prix 1550ar livré

Salama daholo, katsaka maina tsara 1500ar/kgDispo eto imerintsiatosika (1, 5 tonnes )Afaka manao livraison
05/04/2026

Salama daholo, katsaka maina tsara 1500ar/kg
Dispo eto imerintsiatosika (1, 5 tonnes )
Afaka manao livraison

Salam, Izay mbola tsy nahazo ! Vary gasy semence 97000 ar ny gony 50kg.Misy izay ilaina.Misy vao avy nototoina izao. Mp ...
26/03/2026

Salam, Izay mbola tsy nahazo !
Vary gasy semence 97000 ar ny gony 50kg.
Misy izay ilaina.
Misy vao avy nototoina izao. Mp azafady.

16/03/2026

Miarahaba antsika rehetra!
Ireto indray ny cours androany :
👉Apombo malemy - 1050 ar
👉Katsaka - 1600 ar

07/03/2026

Salama daholo,
mitady "voanjo menakely" maika, 500 kg
Entana efa eto tanà no mety.
MP izay manana.

Salama daholo.🎉Vonona anome fahafaham-po hoanao izahay."Menaka presy gasy sy tourteau 100 % VOANJO"👉Tsara kalitao sy mah...
01/03/2026

Salama daholo.

🎉Vonona anome fahafaham-po hoanao izahay.

"Menaka presy gasy sy tourteau 100 % VOANJO"

👉Tsara kalitao sy mahasalama
👉Vidiny mirary
👉Misy mandavataona

Alefaso MP ny commande-nao

Ito indray ny varintsika ato : semence madio tsara.👉Vidiny mirary hatrany.👉Manao livraison ihany koa.👉Mp raha mahaliana ...
16/02/2026

Ito indray ny varintsika ato : semence madio tsara.
👉Vidiny mirary hatrany.
👉Manao livraison ihany koa.
👉Mp raha mahaliana anao.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vary Gasy & Apombo - En GROS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category