Mumi Pâtisserie

Mumi Pâtisserie Mumi Pâtisserie
0383215063

✨ FALY MIARAHABA ANAREO TOMPOKO ! ✨📣 MIZARA RECETTE GLACE AN-TSERASERA @ SARANY MORA 📣👉 Tsotra, mora ampiharina, nefa ma...
13/02/2026

✨ FALY MIARAHABA ANAREO TOMPOKO ! ✨
📣 MIZARA RECETTE GLACE AN-TSERASERA @ SARANY MORA 📣
👉 Tsotra, mora ampiharina, nefa mahavita karazana GLACE MARO sy mitondra fidiram-bola tena mahomby 💰
🍦 Karazana glace hianarana :
✅ Glace matsiro kely amidy 500Ar – 600Ar – 700Ar
✅ Glace Sorbet
✅ Glace Yaourt
✅ Glace au lait
✅ Glace Multicolore 🌈
✅ Clarinette
✅ Esquimaux
💡 Tombony azonao :
✔ Tsy mila fitaovana lafo
✔ Azo atao ao an-trano
✔ Mety ho asa fivelomana na fanampin-karama
✔ Efa maro no nahomby 💯
📩 Tongava MP avy hatrany raha liana hianatra sy te-hahazo vola amin’ny fomba tsotra 🤝

Faly miarahaba anareo indray👋!Izahay dia mizara recette Glace en ligne @ sarany 3000ar monja dia efa ahaizanao karazana ...
05/02/2026

Faly miarahaba anareo indray👋!
Izahay dia mizara recette Glace en ligne @ sarany 3000ar monja dia efa ahaizanao karazana glace maro toy ny:
-Glace matsiro Kely amidy 600ar,700ar..
-Glace sorbet.
-Glace Yaourt.
-Glace au lait.
Glace Multicolore.
-Clarinette.
Esquimaux.
Fitedavam-bola tsotra nefa tena mahomby 😉.
Tongava mp avy hatrany ary izay liana te hianatra ô😊!!!

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mumi Pâtisserie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category