Manda Zen

Manda Zen Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manda Zen, Grocers, 0345531919, Antananarivu.

🌿 FANAFODY VAVONY NATORALY 🌿👉 Sirop STOMA’PLUSTsy mahazo aina ve rehefa avy misakafo?Tsy levona, misy rivotra, na marary...
19/10/2025

🌿 FANAFODY VAVONY NATORALY 🌿
👉 Sirop STOMA’PLUS

Tsy mahazo aina ve rehefa avy misakafo?
Tsy levona, misy rivotra, na marary vavony?

💊 STOMA’PLUS no vahaolana!
✔️ Manasitrana fery anaty
✔️ Manala rivotra sy tsy fahalevon-kanina
✔️ Vita amin’ny akora 100% Natoraly

💰 Vidiny: 35 000 Ar
📦 Habetsahana: 250 ml
📞 Contact: 034 55 319 19

%

19/10/2025
★ PROTÉINES ★🌿 GOLD-GÉLULES de Fenugrec – 100% Naturel💊 Prise de Poids Naturelle & Équilibrée💰 30.000 Ar📞 Tél : 038 55 3...
08/10/2025

★ PROTÉINES ★
🌿 GOLD-GÉLULES de Fenugrec – 100% Naturel
💊 Prise de Poids Naturelle & Équilibrée
💰 30.000 Ar
📞 Tél : 038 55 319 19

✨ LES BIENFAITS EXCEPTIONNELS :
✅ Manampy fitomboan-danja haingana nefa voalanjalanja
✅ Mampitombo fahazotoan-komana sy herim-batana
✅ Manala maigrir sy tsy fahampian-danja
✅ Miady amin’ny anémie (tsy fahampian-dra)
✅ Manatsara hoditra sy endrika
✅ Mampitombo masse corporelle ho vatana salama sy matanjaka

🔥 Raha te ho nofo feno, salama ary tsara endrika ianao…
👉 Safidio ny GOLD-GÉLULES de Fenugrec – vokatra voajanahary mahomby tokoa!

📩 Midira MP raha liana ianao, tompoko.

🌿 GOLD-GÉLULES de Fenugrec💊 Prise de Poids Naturelle – 30.000ArTél. 038 55 319 19✨ BIENFAITS :✅ Manampy amin’ny fitomboa...
31/08/2025

🌿 GOLD-GÉLULES de Fenugrec
💊 Prise de Poids Naturelle – 30.000Ar
Tél. 038 55 319 19
✨ BIENFAITS :
✅ Manampy amin’ny fitomboan-danja haingana sy voalanjalanja
✅ Mampitombo ny fahazotoan-komana
✅ Manala ny maigrir sy ny tsy fahampian’ny lanja
✅ Miady amin’ny anémie (tsy fahampian-dra)
✅ Manatsara sy mampatanjaka ny hoditra
✅ Mampitombo ny masse corporelle sy ny vatana ho salama tsara

👉 Raha te hahazo lanja voajanahary sy vatana feno hery ianao dia safidio ny GOLD-GÉLULES de Fenugrec.

📩 Midira MP raha liana ianao tompoko.

📢 GOLD-GÉLULES (80 protéines) 👉 30 000Ar💪 Vokatra natoraly feno otrikaina :Protéines – Calcium – Magnésium – Fer – Fibre...
31/08/2025

📢 GOLD-GÉLULES (80 protéines) 👉 30 000Ar

💪 Vokatra natoraly feno otrikaina :
Protéines – Calcium – Magnésium – Fer – Fibres – Vitamine C – Potassium

✅ Mampatanjaka ny hery fiarovana
✅ Manala havizanana & palpitation
✅ Mandamina siramamy & cholestérol ratsy
✅ Miaro amin’ny gripa & aretin-taolana
✅ Manatsara fitadidiana & manome aina vaovao

❤️ Tena tsara ho an’izay mora reraka, gripa matetika, na mila calcium sy hery fanampiny.
👉 Azo hoanina ihany koa ny ankizy.

📍Antananarivo Itaosy – Hôpital
☎️ 038 55 319 19 (Appel / SMS / Mp)

Address

0345531919
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manda Zen posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category