19/12/2025
Règles sociales qui peuvent vous aider
1. N'appelez pas quelqu'un plus de deux fois de suite. S'il ne répond pas à votre appel, supposez qu'il a quelque chose d'important à faire.
2. Rendez l'argent emprunté avant même que la personne qui vous l'a prêté ne s'en souvienne ou ne vous le demande. Cela montre votre intégrité et votre caractère. Il en va de même pour les parapluies, les stylos et les boîtes à lunch.
3. Ne commandez jamais le plat le plus cher du menu lorsque quelqu'un vous invite à déjeuner ou à dîner.
4. Ne posez pas de questions gênantes telles que Ah, vous n'êtes donc pas encore marié ? ou Vous n'avez pas d'enfants ? » ou « Pourquoi n'avez-vous pas acheté de maison ? ou Pourquoi n'achetez-vous pas de voiture ? » Pour l'amour de Dieu, cela ne vous regarde pas.
Fitsipika ara-tsosialy afaka manampy anao
1. Aza miantso olona mihoatra ny indroa misesy. Raha tsy mamaly ny antsonao izy, dia eritrereto hoe manana zava-dehibe mbola ataony sy manahirana azy izy zay.
2. Avereno ny vola nindraminao, aza miandry ho ampahatsiahivina na angatahana aminao. Izany dia mampiseho ny fahamendrehanao sy ny toetranao.
3. Aza manafatra sakafo lafo vidy indrindra amin'ny sakafo rehefa misy manasa anao hisakafo.
4. Aza mametraka fanontaniana manjavozavo toy ny hoe: "Ohatra hoe mbola tsy manambady nga ianao?" na " manan-janaka ve ianao?" na "Nahoana ianao no tsy nividy trano?" na "Nahoana ianao no tsy mividy fiara?" Raha ny tsara dia tsy raharahanao izany.
Astuce du Jour
Si vous voulez avoir beaucoup astuce, abonnez vos