MORA VIDY

MORA VIDY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MORA VIDY, Grocers, Antananarivo, Antananarivu.

Nareo zay manana vady maditra tsimety hoafaka aminy toaka io misy vaholana omeko anao ity๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡Apisehoy azy ty sary famokar...
29/01/2026

Nareo zay manana vady maditra tsimety hoafaka aminy toaka io misy vaholana omeko anao ity๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡
Apisehoy azy ty sary famokarana n'y toaka ity ho izao no fomba fanamboarana ny toaka๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ
Sady tsimisasa no tsitsalama nohony heriny asidra ao anatiny toaka ilay Tongotra ๐Ÿคฃ๐Ÿ˜‚
Zarao ty fa misy olona tena mila ity any Zao๐Ÿฅบ
Araho ny pejy tsika๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

28/01/2026

Isaia 41:10
[10]Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; Mampahery anao Aho sady mamonjy anao; Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho.

Address

Antananarivo
Antananarivu

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MORA VIDY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category