09/11/2024
salama daholo!!
Hoantsika any aminy faritra izay maniry ny hiaraka iasa aminay, izahay dia manao livraison ny condution dia ireto:
- +15kg dia izahay no miantoka ny frais.
- 15kg - 10kg dia ifampizarana ny frais zany oe 50/50
- ny latsakiny 10kg kosa dia anareo no miantoka ny frais ny entana.
mankasitraka anireo izay efa niaraniasa atrany.