Vokatra an-drano sy an-tanety eto Madagasikara

Vokatra an-drano sy an-tanety eto Madagasikara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vokatra an-drano sy an-tanety eto Madagasikara, Fish Market, Ambavahadimangatsiaka, Antsirabe.

EFA MISOKATRA NY FAMANDRIHANA GISA SY VORONTSILOZA HO AMIN'NY FETYπŸŽ‰πŸ‡²πŸ‡¬βœ… Sakafo 100% natoralyβœ… Tsy nomena provende na saka...
15/06/2026

EFA MISOKATRA NY FAMANDRIHANA GISA SY VORONTSILOZA HO AMIN'NY FETYπŸŽ‰πŸ‡²πŸ‡¬

βœ… Sakafo 100% natoraly
βœ… Tsy nomena provende na sakafo misy produit chimique
βœ… Salama tsara, matavy ary tena tsara tsiro βœ… Azo raisina velona na voavolo
βœ… Raha voavolo no ilaina dia mila commande mialoha

VIDINY (isaky ny vorona fa tsy amin'ny kilao)

🦒 GISA πŸ”Έ 85.000 Ar πŸ”Έ 105.000 Ar πŸ”Έ 125.000 Ar , 150.000 ar

πŸ¦ƒ VORONTSILOZA πŸ”Έ85.000 ar 95.000 Ar πŸ”Έ 100.000 Ar πŸ”Έ 120.000 Ar πŸ”Έ 150.000 Ar

Livraison manomboka ny 16 Jona 2026 hatramin'ny 24 juin 2026 (Frais de livraison arakaraka ny toerana)

Toerana afaka handraisana ny commande
: , ambonin'ny SociΓ©tΓ© Fanalamanga
: , ambanin'ny Colis Express

☎️ 034 21 792 88
032 78 002 19

Aza miandry ny farany vao manao commande! Ny vorona tsara sy matavy indrindra no lany voalohany. Ataovy sahady ny famandrihanao mba hananana sakafo mendrika ny fety sy ny fiarahana amin'ny ankohonana.

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ¦ƒπŸ¦’ fans Vokatra Avy Any Antsihanaka Vorona Matavy Antsirabe

π—£π—’π—œπ—¦π—¦π—’π—‘ π—™π—¨π— π—˜Μ π——β€™π—”π—Ÿπ—”π—’π—§π—₯𝗔 πŸ“’ Livraison rahampitso Asabotsy ,vaventy avokoa ,   ho an'Antananarivo,  amandefa any amin ny fa...
12/06/2026

π—£π—’π—œπ—¦π—¦π—’π—‘ π—™π—¨π— π—˜Μ π——β€™π—”π—Ÿπ—”π—’π—§π—₯𝗔
πŸ“’ Livraison rahampitso Asabotsy ,vaventy avokoa , ho an'Antananarivo, amandefa any amin ny fatitra rehetra .

πŸ‘‰ Vaovao tsara, madio, tena matsiro πŸ˜‹ afaka tehirizina ela ( omenay ao amin ny mp ny fomba fitehirizana azy )

𝗙𝗒𝗑𝗬 / VAKIVERAKA FIBATA
1kg 36.000Ar
1/2kg 18.000Ar
1/4kg 9.000Ar

Frais de livraison arakaraka ny toerana

Alefaso hafatra mihafina ny laharana finday sy toerana anaterana azy .

lieu de recuperation :
ambonin’ny SociΓ©tΓ© Fanalamanga

πŸ“ž 034 21 792 88 / 032 78 002 19 fans

VAKIVERAKA FIBATA
11/06/2026

VAKIVERAKA FIBATA

VAKIVERAKA FIBATA πŸ˜‹034 21 792 88
11/06/2026

VAKIVERAKA FIBATA πŸ˜‹
034 21 792 88

VAKIVERAKA FIBATA livraison rahampitso zoma πŸ˜‰ ho an'Antananarivo , mandefa any amin ny faritra . aza tara fa vaventy tsa...
11/06/2026

VAKIVERAKA FIBATA
livraison rahampitso zoma πŸ˜‰ ho an'Antananarivo , mandefa any amin ny faritra .
aza tara fa vaventy tsara , be nofony , matsiroπŸ˜‹ mendrika amin'izay hanaovana azy . afaka tehirizina

1kg. 36.000 ar
1/2kg. 18.000 ar
1/4kg. 9.000 ar

frais de livraison arakaraka ny toerana

alefaso hafatra mihafina izay ilaina + laharana finday + toerana anaterana azy .

034 21 792 88
032 78 002 1@super fansns

π—£π—’π—œπ—¦π—¦π—’π—‘ π—™π—¨π— π—˜Μ π——β€™π—”π—Ÿπ—”π—’π—§π—₯𝗔 πŸ“’ Miverina  vaventy indray ny FONY o! aza tara ary ,arrivage rahampitso zoma,  livraison rahampi...
11/06/2026

π—£π—’π—œπ—¦π—¦π—’π—‘ π—™π—¨π— π—˜Μ π——β€™π—”π—Ÿπ—”π—’π—§π—₯𝗔
πŸ“’ Miverina vaventy indray ny FONY o! aza tara ary ,arrivage rahampitso zoma, livraison rahampitso zoma ho an'Antananarivo, amandefa any amin ny fatitra rehetra .

πŸ‘‰ Vaovao tsara, madio, tena matsiro πŸ˜‹ afaka tehirizina ela ( omenay ao amin ny mp ny fomba fitehirizana azy )

𝗙𝗒𝗑𝗬 / VAKIVERAKA FIBATA
1kg 36.000Ar
1/2kg 18.000Ar
1/4kg 9.000Ar

Frais de livraison arakaraka ny toerana

Alefaso hafatra mihafina ny laharana finday sy toerana anaterana azy .

lieu de recuperation :
ambonin’ny SociΓ©tΓ© Fanalamanga

πŸ“ž 034 21 792 88 / 032 78 002 19 fans

π—£π—’π—œπ—¦π—¦π—’π—‘ π—™π—¨π— π—˜Μ π——β€™π—”π—Ÿπ—”π—’π—§π—₯𝗔 πŸ“’ Miverina  vaventy indray ny FONY o! aza tara ary , livraison rahampitso talata   ho an'Antanan...
08/06/2026

π—£π—’π—œπ—¦π—¦π—’π—‘ π—™π—¨π— π—˜Μ π——β€™π—”π—Ÿπ—”π—’π—§π—₯𝗔
πŸ“’ Miverina vaventy indray ny FONY o! aza tara ary , livraison rahampitso talata ho an'Antananarivo, amandefa any amin ny fatitra rehetra .

πŸ‘‰ Vaovao tsara, madio, tena matsiro πŸ˜‹ afaka tehirizina ela ( omenay ao amin ny mp ny fomba fitehirizana azy )

𝗙𝗒𝗑𝗬
1kg 36.000Ar
1/2kg 18.000Ar
1/4kg 9.000Ar

Frais de livraison arakaraka ny toerana

Alefaso hafatra mihafina ny laharana finday sy toerana anaterana azy .

lieu de recuperation :
ambonin’ny SociΓ©tΓ© Fanalamanga

πŸ“ž 034 21 792 88 / 032 78 002 19 fans

π—£π—’π—œπ—¦π—¦π—’π—‘ π—™π—¨π— π—˜Μ π——β€™π—”π—Ÿπ—”π—’π—§π—₯𝗔 πŸ“’ Aza tara fa vitsivitsy ihany ny trondro vaventy  tonga fa manomboka tsy dia misy e!  livraison...
03/06/2026

π—£π—’π—œπ—¦π—¦π—’π—‘ π—™π—¨π— π—˜Μ π——β€™π—”π—Ÿπ—”π—’π—§π—₯𝗔
πŸ“’ Aza tara fa vitsivitsy ihany ny trondro vaventy tonga fa manomboka tsy dia misy e! livraison rahampitso alakamisy ho an'Antananarivo, amandefa any amin ny fatitra rehetra .

πŸ‘‰ Vaovao tsara, madio, tena matsiro πŸ˜‹ afaka tehirizina ela

frais de livraison arakaraka ny toerana .

𝗙𝗒𝗑𝗬 / π—©π—”π—žπ—œπ—©π—˜π—₯π—”π—žπ—” π—™π—œπ—•π—”π—§π—”
1kg 36.000Ar
1/2kg 18.000Ar
1/4kg 9.000Ar

Frais de livraison arakaraka ny toerana

Alefaso hafatra mihafina ny laharana finday sy toerana anaterana azy .

lieu de recuperation :
ambonin’ny SociΓ©tΓ© Fanalamanga

πŸ“ž 034 21 792 88 / 032 78 002 19 fans

🌹 MIARAHABA NY RENY REHETRA TSY ANKANAVAKA 🌹Amin’izao Fetin’ny Reny izao, dia mirary fahasalamana, fifaliana ary fitahia...
31/05/2026

🌹 MIARAHABA NY RENY REHETRA TSY ANKANAVAKA 🌹

Amin’izao Fetin’ny Reny izao, dia mirary fahasalamana, fifaliana ary fitahiana feno ho an’ny reny rehetra izahay ato amin'ny Vokatra Avy Any Antsihanaka , Vorona Matavy Antsirabe , an-drano sy an-tanety eto Madagasikara .

Ianareo no fototry ny fianakaviana, loharanon’ny fitiavana sy ny fahafoizan-tena, ary hery mampiray ny tokantrano. Isan’andro ianareo no mikarakara sy miezaka mba hahasoa ny ankohonana, ka mendrika hajaina sy hankasitrahana mandrakariva.

Enga anie ny fitiavana sy ny soa zarainareo amin’ny manodidina hiverina amim-pitahiana ho anareo sy ny ankohonanareo.

πŸ’ Mirary Fetin’ny Reny sambatra ho an’ny Reny Malagasy rehetra! πŸ’

an-drano sy an-tanety eto Madagasikara πŸ‡²πŸ‡¬
fans

Address

Ambavahadimangatsiaka
Antsirabe

Telephone

+261342179288

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vokatra an-drano sy an-tanety eto Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vokatra an-drano sy an-tanety eto Madagasikara:

Share

Category