03/07/2023
MIZARA NY MAMY
Raiso antanana ny fahasalamanao sy ny ankohonanao,
CONFITIA dia manolotra vokatra natoraly hoanao,
"Pate des fruits et légumes", Vita avy amin'ny voankazo sy legioma avy eto Antsirabe.