Confitia MADA

Confitia MADA ✨Mizara ny mamy🫶🏻

Dégustation gratuite , Rendez vous " FOIRE AUX FROMAGES" à l'hôtel des Thermes du 4/5/6 Avril. Stand Numéro 7. Ndao mifa...
04/04/2026

Dégustation gratuite , Rendez vous " FOIRE AUX FROMAGES" à l'hôtel des Thermes du 4/5/6 Avril. Stand Numéro 7. Ndao mifampizara mamy.

Manasa anao hitsidika anay ôooo. Vita ho azy ny lundi de Pâques satria hisy Stand maro isankarazany ao. Revy amin'ny tsa...
31/03/2026

Manasa anao hitsidika anay ôooo. Vita ho azy ny lundi de Pâques satria hisy Stand maro isankarazany ao. Revy amin'ny tsaky Fromage izany anie hafa mihintsy e. Dia mifampizara mamy amin'ny alalan'ny produit CONFITIA MADA. MASAKA BE NY FETY FA TONGAVA. Hisy fialamboly hoan'ny ankizy ihany koa a.

Nos produits. Contact 034 70 996 73
28/03/2026

Nos produits.
Contact 034 70 996 73

27/03/2026

Stand Numéro 17 a. TONGAVA manifa ny vokatra vita Malagasy.

Elaela tsy tato fa dia manome fotoana antsika rehetra indray ny CONFITIA MADA mandritry ny "La grande Foire ' Du 25 au 2...
20/03/2026

Elaela tsy tato fa dia manome fotoana antsika rehetra indray ny CONFITIA MADA mandritry ny "La grande Foire ' Du 25 au 28 Mars eo amin'ny gara a. Stand N,© 17 no misy anay.
MIZARA MAMY HATRANY.
Contact 034 70 996 73
033 14 433 44.
Hisy promotion be mandritran'io fotoana io a.
Mahazo loka koa ny abonné rehetra mahavita Plus de 5 partages an'ity publication ity sady mi mentionné namana 10 ao amin'ny commentaires.

Zarao mamy ireo olona akaiky anao mandritry izao andro fety izao. Pâte des fruits an'i Confitia MADA  afaka hiafampizara...
16/12/2025

Zarao mamy ireo olona akaiky anao mandritry izao andro fety izao.
Pâte des fruits an'i Confitia MADA afaka hiafampizarana amin'izao Noely izao. Ara pahasalamana tsara satria dia vita avy amin'ny fruits et légumes frais d'Antsirabe.
Contact 034 70 996 73/ 033 14 433 44.
Livraison gratuite raha eto Antsirabe, mandefa any amin'ny faritra.

Mamy kely. Hifampizarao amin'ireo olona akaiky anao ity mba ho mamy hatrany ny fiainanao. Tena hoe mamyyyyy.
08/11/2025

Mamy kely. Hifampizarao amin'ireo olona akaiky anao ity mba ho mamy hatrany ny fiainanao. Tena hoe mamyyyyy.

Mamy kely anie hoe ireto sucette vokarin'i CONFITIA MADA ireto e. Vita avy amin'ny fruits et légumes ireo a. Eo amin'ny ...
25/10/2025

Mamy kely anie hoe ireto sucette vokarin'i CONFITIA MADA ireto e. Vita avy amin'ny fruits et légumes ireo a.
Eo amin'ny avenue de l'indépendance izahay manao vente exposition manomboka amin'ny alakamisy 30 Octobre ô. TONGAVA manjifa ny vita Malagasy fa fotoana ny fanovana izao.
Pâte des fruits et légumes. Amin'ny tsiro tena miavaka.

25/09/2025

Dia gaga ianao. Tena hoe tsy misy hita izy mianakavy miaro an'ilay fananan'olona.

13/09/2025

Address

Verezambola
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Confitia MADA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category