Hena akoho gasy pur

Hena akoho gasy pur Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hena akoho gasy pur, Ambavahadimangatsiaka, Antsirabe.

20/08/2024

With Tsena Vita Malagasy – I just got recognized as one of their top fans!

Alefaso ary commande fa vonona ny handray ampifaliana anareo client izahay😊😊
18/02/2024

Alefaso ary commande fa vonona ny handray ampifaliana anareo client izahay😊😊

Mikarakara lanonana ve ianao?Na mitady mpamatsy matotra sy azo atokisana ? Izahay ato amin'ny ato amin'ny Hena akoho gas...
10/02/2024

Mikarakara lanonana ve ianao?
Na mitady mpamatsy matotra sy azo atokisana ? Izahay ato amin'ny ato amin'ny Hena akoho gasy pur dia miseahatra amin'ny varotra:Viande de poulet, viande de cannard, viande de Oie, viande de turquie, ireo rehetra ireo dia azonao jifaina ato aminay avokoa, marihina anefa fa ny TURQUIE sy ny OIE dia sir commande vao misy, izany hoe raha TURQUIE sy OIE ny ho jifainao zany dia manao commande mialoha ianao, fa ny Poulet sy cannard kousa dia misy foana ny Lundi jusque Dimanche, afaka manjifa amin'izay fotoana tinao enao izany.

Koa raha liana ny hiara-miasa aminay ary ianao na te hanjifa ato amin'ny hena akoho gasy pure dia aza misala mandefa Message Privée (MP)
Na miantso mivantana ny laratarobia: 0384514990.

Raha ohatra ndray ianao ka tia hanjifa mivantana eo am tsenanay mihintsy ny misy anay eo AMBAVAHADIMANGATSIAKA manoloana ny STORE AUTO PIECE, ZOADAHY.

Aza misalasala ary fa vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo mpanjifa izahay.

Tsena Vita Malagasy

Natura Madagascar
madagascar

09/02/2024

Faly miaraba antsika rehatra!

Izahay ato amin'ny HENA AKOHO GASY PURE dia misehatra @ vente viande de poulet, viande de oie, viande de turquie, viande de cannard, en gros et en detail,.
Marihina anefa fa ny OIE SY NY TURQUIE dia sur commande vao misy, fa ny cannard sy poulet kousa dia misy foana ny ALATSINAINY ka hatrami 'ny ALAHADY .
Izahay ihany koa dia afaka mamatsy ireo RESTAURANT, ENTREPRISE sns ary mandray commande ny olona rehetra izahay .
Manao livraison hoan'ireo izay lavitra na tsy manana fotoana hivoahana, ny livraison dia natao gratuit mandritra ity volana febroary ity hoan'ny rehetra.
Fa raha te hanjifa mivantana ndray anefa ianao dia eo ANOLOAN'NY STORE AUTO AMBAVAHADIMANGATSIAKA na EO ANKAIKY NY PLAC NY
IFT no misy anay.

Koa raha liana ny hanjifa izany ato aminay ary ianao dia aza misalasala ny mandefa message privé (mp) ato am HENA AKOHO GASY PURE, na koa miantso ny laharan-tarobia :0384514990, na manantona mivantana.

Izahay dia vonona hanome ny soa sy ny tsara ho anareo client rehetra foana


Tsena Vita Malagasy

Send a message to learn more

Address

Ambavahadimangatsiaka
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hena akoho gasy pur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share