Ma Barquette Bira

Ma Barquette Bira Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ma Barquette Bira, Grocers, Antsirabe.

28/08/2026
Ao vé Antsirabe o?  vokatra vaovao bé ity 🔥🔥 ity no anomboantsika azyCake marbré Choco vanille9.000Ar 🔥🔥
22/07/2026

Ao vé Antsirabe o? vokatra vaovao bé ity 🔥🔥 ity no anomboantsika azy
Cake marbré Choco vanille
9.000Ar 🔥🔥

afaka milalao ihany koa ny eto Antsirabe an. 😁 aza adino ny manao j'aime ny page sy  manao partage ❤️🔥
08/12/2025

afaka milalao ihany koa ny eto Antsirabe an. 😁 aza adino ny manao j'aime ny page sy manao partage ❤️🔥

Iza daholo ireo mpanaraka ny pejy eto Antananarivo ?natao ho anareo ity🔥🔥Efa dispo eto Antananarivo amin'izay ireto an 🔥...
06/12/2025

Iza daholo ireo mpanaraka ny pejy eto Antananarivo ?
natao ho anareo ity🔥🔥
Efa dispo eto Antananarivo amin'izay ireto an 🔥🔥🔥

ireo rehetra ireo no 25.000Arlivraison à partir 14h
01/12/2025

ireo rehetra ireo no 25.000Ar
livraison à partir 14h

Tagliatelles aux crevettes 🍤🍤🔥🔥13.000Ar
20/11/2025

Tagliatelles aux crevettes 🍤🍤🔥🔥
13.000Ar

misy sandwich isika androany an 🥪Dia misy burger ihany koa 🍔🍔aza tara manao commande Ary
13/11/2025

misy sandwich isika androany an 🥪
Dia misy burger ihany koa 🍔🍔
aza tara manao commande Ary

08/11/2025

15h15
lany tanteraka ny sakafontsika androany
Alefaso dieny Zao n'y commande hoan'izay anaterana rahampitso

tagliatelles aux crevettes 13.000Ar 🔥🔥
08/11/2025

tagliatelles aux crevettes 13.000Ar 🔥🔥

Ilay vao mifoha Dia mahazo retour mamy Kely toy izao no isan'ny motivations be ho ahy😁😁 aza misalasala mandefa commande ...
06/11/2025

Ilay vao mifoha Dia mahazo retour mamy Kely toy izao no isan'ny motivations be ho ahy😁😁

aza misalasala mandefa commande mialoha ho anareo izay anaterana sakafo an 😁

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma Barquette Bira posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category