06/03/2026
Fiadanana oh.
Misy ihany koa ny gâteaux banane caramélisé ato aminay.
Tena miavaka tokoa ny tsirony satria malefaka tsara.🥰
Amin'ny sarany mora Dia mora satria 500ariary Dia efa mahazo .
Ny toerana misy anay Antsirabe .
Afaka manao commande isika eto antsirabe.
🌼contact :034 94 221 18
Eto antsirabe ihany koa ny biscuit Malagasy.
point de vente ny biscuit Tsena sabotsy Avaratsena.