Tsena Hafa Kely

Tsena Hafa Kely VENTE DE PRODUIT
100%
PURE ET NATUREL
Gôut très Authentique

📢 Bonne nouvelle !🐝 Nos délicieux miels sont désormais disponibles dans les points de vente suivants à Antsirabe :📍 Poin...
12/05/2025

📢 Bonne nouvelle !
🐝 Nos délicieux miels sont désormais disponibles dans les points de vente suivants à Antsirabe :

📍 Point Show (HaKa Multi Service & Cyber) – Antseva Ambohimanarivo
🏪 Épicerie – En face de la station Total Mandaniresaka
🏪 Épicerie – En face de la station Galana Ambohimena
🍽️ Snack TSARADIA – Ambavahady Mangatsika
🍲 Gargote Mme Léa – Avaratra Hôpital Andranomadio
🛒 Tsena Vakinakaratra – En face de la station JOVENA Vatofotsy

🌼 Merci pour votre soutien aux produits locaux et naturels !
🍯

Tsara ariva daholo e☺️Efa vintsy2 sisa ny stock amin'ny tantely an 🍯🍯Iza ilay mbola tsy nahazo fa andefasanay 📦📦 na any ...
12/05/2025

Tsara ariva daholo e☺️
Efa vintsy2 sisa ny stock amin'ny tantely an 🍯🍯
Iza ilay mbola tsy nahazo fa andefasanay 📦📦 na any alavitra be aza e
📍 ho an'ny diloilo coco , fandrio dieny izao , alefaso ny commande fa izay vita dia lasa avy hatrany 😅😅

🟨 HOANAO TSY AMPY CALCIUM Ity misy calcium natoraly mety amin'ny rehetra tsy sarotra amboarinaZAVATRA ILAINA:🟢 Café noir...
07/05/2025

🟨 HOANAO TSY AMPY CALCIUM
Ity misy calcium natoraly mety amin'ny rehetra tsy sarotra amboarina
ZAVATRA ILAINA:
🟢 Café noir tsisy siramamy iray kopy
🟢 Tamenak atody gasy iray
🟢 Tantely kely
Sotroina indraimandeha isanandro mandritra ny 3 hatramin'ny 5 andro dia ampy
Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao(partage ) maximum fa mahasoa anao sy ny hafa

Nalaina tao amin'ny pejy Vokatra Avy Any Alaotra
zarao raha hitanao fa mahasoa anao sy mety ahasoa ny hafa

Ato anaty fanomanana tanteraka ity vokatra vao2 ity indray ho anareo, 😁🥰aza miala lavitra ny pejy sao d tara fa mety mbo...
07/05/2025

Ato anaty fanomanana tanteraka ity vokatra vao2 ity indray ho anareo, 😁🥰
aza miala lavitra ny pejy sao d tara fa mety mbola ho vintsy2 an ....

07/05/2025
🍯✨NOUVEAUX ARRIVAGES DE MIEL 100% PUR & NATUREL🍯 Miel de Niaouli Miel de Grevillea Miel de  MOKARANANA 🌟🥰👉 100% naturel,...
06/05/2025

🍯✨NOUVEAUX ARRIVAGES DE MIEL 100% PUR & NATUREL🍯
Miel de Niaouli
Miel de Grevillea
Miel de MOKARANANA 🌟🥰
👉 100% naturel, sans additifs, issu d’une apiculture responsable.
📍 Disponible dès maintenant – quantité limitée !
📩 Contactez-nous en message privé pour vos commandes ou plus d’infos.
🙏 Merci de soutenir les produits locaux et naturels !

🍯Tantely pure avy any manakaraTantely Grevillea 250 ml 6000ar500ml 11 000ar1L     20 000arDisponible Antsirabe Afaka man...
22/03/2025

🍯Tantely pure avy any manakara
Tantely Grevillea
250 ml 6000ar
500ml 11 000ar
1L 20 000ar
Disponible Antsirabe
Afaka mandefa amin'ny faritra rehetra

22/03/2025

Miarahaba Tonga soa eto amin'ny Tsena Hafa kely,
Ahitanao vokatra tsara sy Natoraly isankarazany
Tsy ho ela 😊

Address

Antseva
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Hafa Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category